You are here

Vaovao

Ny "Opera Romana Pellegrinaggi", ny "Ufficio per la Pastorale delle
migrazioni del Vicariato di Roma" ary ny "Acli" dia manokana tolakandro
iray ho an'ireo "Comunità straniere" eto Roma izay mba te-hahalala bebe
kokoa ny tantaran'ity tanàna ity. "Roma, una casa per tutte le genti" no
lohahevitra nomena ity hetsika ity.

Amin'ny alakamisy 26 janoary 2012 no andro natokana ho antsika Malagasy ka izay manam-paniriana amin'izany dia afaka misoratra anarana
mivantana amin'ny Opera Romana Pellegrinaggi :

- adiresy mailaka : usp@orpnet.org

- tel : 06 69896356/415

Fandaharampotoana  26 janoary 2012

Piazza Venezia amin'ny 2 ora tolakandro ( ore 14)

Toerana tsidihana : Carcere Mamertino sy ny Bazilikan'i San Giovanni. Ary faranana amin'ny lamesa amin'ny 6 ora hariva (ore 18)

Maimaimpoana ny fandraisana anjara.

Amporisihana isika fa mbola vao santatra am-bavarano ihany izy ity.

opera romana pellegrinaggi

Ny Fikambanan’ny ZANAK'I GASIKARA eto Roma dia faly manasa antsika rehetra ny 31 desambra 2011, hiaraka hamarana ny taona 2011 sy hitsena ny Taona vaovao 2012.Izany dia hatao ao amin'ny Restaurant "RE GRANO ARTE DELLA PIZZA" ao amin’ny Via Lago Santo,23 Vitinia Roma manomboka amin'ny 9 ora alina  mandram-paharainan'ny andro.Ny vidim-pidirana dia 35 Euro (15 Euro ny ankizy) MENU COMPLET efa tafiditra ao. Tongava maro fa ny fahafinaretana ho azo ary ny parking malalaka. Ny Soa Toavina malagasy koa dia ho voahaja. Fitafiana mihaja no hanaovana.
Il Gruppo NY ZANAK’I GASIKARA è lieto di invitarvi a terminare insieme l’anno 2011 e salutare l’anno nuovo 2012. Trascorreremo insieme la notte  di San Silvestro del 31 dicembre nel Ristorante "RE GRANO ARTE DELLA PIZZA" in Via Lago Santo,23 Vitinia Roma. La serata iniziera’ alle ore 21 e terminerà fino allo spuntar del sole. L’ingresso è di 35 Euro (15 Euro bambini) MENU COMPLETO incluso. Venite numerosi, divertimento assicurato ed ampio parcheggio. Scoprirete anche nell’occasione l’ambiente e spirito malgascii. Abito corretto richiesto.

Nell'ambito della celebrazione del TERRA MADRE DAY 2011, una manifestazione si terrà presso il Museo Regionale di Scienze Naturali di Torino, il sabato 10
dicembre 2011,

Il
pomeriggio avrà per tema il MADAGASCAR e, pertanto, speriamo di potervi
di nuovo incontrare. Sarà l'occasione per festeggiare insieme anche in
vista delle prossime festività natalizie.

Nel caso non ci vedessimo, il Direttivo di Ma.Mi. vi augura un Buon Natale e un Felice 2012

A presto

Il CD di Malagasy Miray

madreterra

TETEZANA ONLUS – Un ponte tra Italia e Madagascar

ha il piacere di invitare, grandi e piccoli, a tuffarsi nella magia del libro:

L’ALBERO E LA STREGA

di e con Gek Tessaro

giovedì 8 dicembre 2011 – ore 16.30

 Foyer dell’Ywca-Ucdg - via Cesare Balbo, 4 (zona Termini – Via Cavour)

Si entra in punta dei piedi e poi le scarpe scivolano via.

Piedi nudi, seduti a terra, gli occhi fissi sulle immagini che nascono dalla matita di Gek,

le orecchie aperte ad ascoltare una storia che ci parla di Africa…

______________________________________________

La potenza evocativa del disegno, la forza espressiva dell’immagine, le luci, le ombre si combinano con la musica e la parola.

L’iniziativa è organizzata da Tetezana Onlus – Un Ponte tra Italia e Madagascar in collaborazione con Ywca – Ucdg onlus Roma.

In Madagascar abbiamo un progetto biblioteca che è solo all’inizio: sembra impossibile ma solo in casi rari i bambini hanno un libro, la carta ed i colori.

Per questo, per contribuire alla promozione della lettura e delle attività espressive, per garantire ai bambini malgasci i loro diritti ad essere bambini, a raccontarsi, a rispecchiarsi nelle
storie, a divertirsi, a giocare… ci stiamo impegnando ad acquistare sul
posto, senza inviarli dall’Italia, libri da leggere e da guardare, carta
e colori per disegnare e raccontare storie, giochi educativi e
materiale didattico per la scuola.

Info e prenotazioni a Claudia 338.2890576 o via mail claudia@tetezanaonlus.org - È consigliato prenotarsi. Donazione di 8,00 euro a persona.

Per saperne di più su Tetezana Onlus www.tetezanaonlus.org

Am-pifaliana no hanasan'ny tarika artistika "Kanto sy Mevan'i Madagasikara" (Ka.Me.Ma) antsika rehetra hiara-hientana amin'ilay koranam-pirahalahiana karakarain'izy ireo ny alahady 27 novambra 2011 ho avy izao, hanomboka amin'ny 4 ora tolakandro, eny amin'ny Oratorio Santa Maria della Speranza, via F. Cocco Ortu 19, Roma.

Hira, dihy, sakafo ary asa-tànana malagasy no hiarahantsika mandritra izany. Tsy hisy  ny vidim-pidirana fa raisina am-pifaliana izay foinareo. Ny sakafo kosa dia mirary dia mirary ny vidiny.

Ny vola azo amin'izany dia atolotra ny fikambanana saleziana izay manao asa soa ao Bemaneviky  ka isaorana sahady anareo malala-tànana rehetra.

Ilazao sy taomy ireo namana fa ny adidy ho vita ary ny fahafinaretana ho azo.

per bemaneviky

Manasa antsika rehetra  hanao soroka miara-milanja sy tongotra hiara-mamindra amin'ny Fikambanana Tetezana Onlus ny sabotsy 10 septambra ho avy izao eny amin'ny Centro Baobab, via Cupa 5, (Tiburtina, manoloana ny Cimetiero Verano, tsy lavitra ny Tangenziale est) hanomboka amin'ny 8 ora alina.

Ny Tetikasa Famatsiam-boky ireo sekoly any Madagasikara moa no hiantefan'ity hetsika ity : voalazalaza ato ny  momba izany.

Tongava maro, ilazao ny namana fa ny adidy tsy an'olon-dratsy

serata

Indroa miantoana  ny fankalazana ny Fetim-pirenentsika eto Roma amin'ny alahady 26 jiona 2011 ho avy izao :

Ny maraina amin'ny 11 ora sy fahefany no hanasana sy hiantsoan'ny KOMITIN'NY FFKM eto Roma antsika Malagasy rehetra hanatrika  ny FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA ho FISAORANA sy FANOMEZAM-BONINAHITRA AN'ANDRIAMANITRA ary ho FANGATAHAM-PITAHIANA ho an'ny Tanindrazana.

Ny toerana dia ao amin'ny Via del Seminario, 120 (Collegio San Roberto Bellarmino) 00186 Roma.
        
Antenaina tokoa ny fahatongavantsika maro tompoko!
           
Ny komitin'ny FFKM eto Roma

°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°°

Ny hariva kosa dia ireo Raiamandreny ao amin'ny Masoivoho no manasa antsika Malagasy  tsy ankanavaka hifampizara ny Nofonkena mitam-pihavanana eny amin'ny foibe, via Riccardo Zandonai 84, hanomboka amin'ny 6 ora hariva.

Samia mba mifampilaza sy mifampita hafatra noho ny fotoana efa teritery ka sao maro ny tratra antso

Dia mirary antsika rehetra hahatratra soa ny Asaramanitra e !

ambassade

Am-pifaliana tokoa no hanasan'ny Fikambanana Malagasy Miray (MA.MI) antsika Malagasy manontolo hanatrika ny Andro natokana ho an'i Madagasikara ao amin'ny Museo Regionale di Scienze Naturali, via Giolitti 36 - 10123 Torino ny sabotsy 25 jiona 2011 ho avy izao hanomboka amin'ny mitataovovona.

Fandaharam-potoana :

Ore 12.00 : Visita a stand di comunità africane nel Cortile della Farmacia
Ore 14.00 : Convegno - prima parte: NATURA IN MADAGASCAR
moderatrice: Sylvie Coyaud

Ore 17.00 : Convegno - seconda parte: GLOBALIZZAZIONE: DAL MADAGASCAR ALL'AFRICA
moderatori: Adramet Barry e Bocar Kassambara

Ore 20.00 : Degustazione di prodotti del Madagascar
Ore 21.00 : Concerto per il Madagascar: musica folk tradizionale eseguita da artisti malgasci

MadPostCov

MadPost1

flyer1

flyer2

Manantena ny fahatongavantsika maro, mifampilazà !

Ampahafantarina ny rehetra izay mety ho liana ka mila fanazavana sy dinidinika ary torohevitra momba ny Polizza Vita, fa misy tompon'andraikitra roalahy, Alessandro Ierman sy Pascal Ramanananjara, avy ao amin'ny Toro-Alleanza Assicurazioni, azonareo hatonina isaky ny alakamisy manomboka amin'ny 1 ora tolakandro (13h) ka hatramin'ny 4 ora folakandro (16h) ao amin'ny foiben'ny Masoivohontsika eny amin'ny via Riccardo Zandonai 84.

Info : Alessandro Ierman : cell. 328 02 87 259 na mail : alessandroierman@hotmail.com

         Pascal Ramanananjara : cell. 348 27 91 225

Ampitapitao ny hafatra sao mahasoa ny hafa.

ASSOCIAZIONE
“Gasy Tsy Manavaka – G.T.M. -”

Codice
fiscale: 94563700015

 -------------------------------

FESTA DELL’INDIPENDENZA DEL MADAGASCAR

Via
Colombo n.8 – CORSICO di MILANO

----------------------------

 PROGRAMMA:

Ore
18.00:
ritrovo

Ore
18.30:
piccola riunione dei soci (importante)

Ore
20.00:
cena (condivisione del cibo che ogni
partecipante porterà)

Ore
21.30:
inizio serata danzante fino all’alba

  --------------------------

Mitongava maro fa ny fahafinaretana ho azo!

[Noho ny trano hilanonana hofaina dia hisy fandraisana anjara 5 euro isaky ny olon-dehibe mba angatahana amin'io]

Amin'ny Finoana sy Fanantenana amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Rahavavinay Sr. Florine Razanamiandrisoa dia
nodimandry androany 27 mai 2011 tamin'ny ora 11.45.
Rahampitso Asabotsy 28 Mai 2011 amin'ny 3 ora hariva no atao veloma farany ao
amin'ny La Chapelle ny Soeurs de Saitn Jean Baptiste - Via del Casale di San
Pio V n° 1
- 00165 ROMA RM. Tel 06-6638977

Misaotra anareo miombon-kalahelo aminay.

Takelaka