Amin'ny fo feno alahelo no hampandrenesana antsika fa nodimandry alina i dadatoa Dany Rajaobelina, izay maro dia maro amintsika no mahay azy eto Roma, indrindra tamin'ireny vazivaziny nampitsiky sy naha-latsaky ny hehy antsika rehefa misy fihaonana ireny. Mbola eo am-pandaminana ny fianakaviana ka... tohiny
Tu sei qui
Vaovao
Ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina Malagasy eto Roma dia manasa antsika hiaraka hiombom-bavaka amin'ny alahady 24 Martsa ho avy izao ho fahatsiarovana ny zava-nitranga tamin'ny 29 martsa 1947, hanomboka amin'ny 3 ora tolakandro ka hatramin'ny 5 ora sy sasany hariva ao amin'ny eglizin' i San... tohiny
Hoy ny Tompo maniraka : " Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra. " (Marka 16:15) Araka izany dia manasa anareo izahay Antoko mpihira ato amin'ny Fiangonana Protestanta Malagasy eto Roma ho tonga amin'ny Fitoriana an-kira izay ataonay ny... tohiny
Am-pitiavana be no hanasan'ny Fikambanana "Fraternità Malgascia" antsika rehetra hiaraka hanao veloma ny taona 2022 sy handray am-pifaliana ny taona vaovao 2023 miaraka amin'i Elodie, sy Anderson Jaojoby ary Charline Mboty izay efa samy tao amin'ny tarika Jaojoby. eny amin'ny via Attiglio Begnini,... tohiny
Sambany tokoa isika eto Italie vao nandray anjara tamin'itony Fifidianana izay Ampelasoa zanak'i Madagasikara atý am-pielezana itony, hetsika izay karakarain'ny " Association Dera France ". Tamin'ny asabotsy 17 septambra teo no nanatontosana izany, ary narahana fampisehoana nataon'io Big MJ... tohiny
Taorian’ny fifanintsanana voalohany sy faharoa natao tamin’ny telo volana lasa, dia tafita tamin’ny lalao famaranana ny Campionato Regionale Estivo - Esordiente B Maschio - eo amin’ny taranja Lomano, i Tsiorintsoa Lorenzo RATSIMANANDA , 11 taona, teraka teto Roma. Tamin’ny 29 jona lasa teo, teny... tohiny
Ny Masoivohon’i Madagasikara eto Italia dia mampita amin’ny teratany malagasy rehetra monina eto Italia fa manomboka ny FANAVAOZANA PASIPAORO ANDIANY VOALOHANY ho an’ireo pasipaoro NOMENA TAORIAN’NY TAONA 2014 Ireto avy ireo antotan-taratasy ilaina amin’izany ary afaka aterina mivantana eto amin’ny... tohiny
Laroim-bahona indray ny fiarahamonintsika zanaka am-pielezana atý Italia fa nandao antsika tampoka tamin'ny alahady 25 aogositra teo i dada Manoelina RATSIMANANDA , rain'i Rado sy Hery ary Mahefa . Ny fianakaviana eto Roma dia manolotra fisaorana anareo rehetra niantso sy tonga nidodododo niombona... tohiny
Manolotra avy hatrany ny fialan-tsiny tanteraka amin'ireo tsy tratr'antso tamin'ity korana kely ity izay natao hisaorana ny Zoky Raiamandrenintsika, andriamatoa Dama Rakotondrasedo mivady, satria amin'ny naha "surprise" azy dia tsy afaka natao resaka imasom-bahoaka ilay izy tao amin'ny facebook... tohiny
Siamo tutti invitati dunque, il 12 maggio 2018 dalle ore 16 fino alle ore 23, presso la "Casa dei Quartieri Mirafiori Sud", via Modesto Panetti 1 , Torino.tohiny
Per voi nella zona dell'Emilia Romagna, la celebrazione della festa dell'Indipendenza del Madagascar si terrà a Villa Bagno (RE), il sabato 10 giugno 2018 dalle ore 10.00. Per maggiore informazioni, contattare : Sr Françoise : - mail : francoisesfip@gmail.com - cellulare : 333 8941338 Manana : -... tohiny
Per Milano e dintorni, siete tutti invitati alla festa dell`Indipendenza del Madagascar che si terrà a Settala (MI), via delle Industrie 17, il sabato 23 giugno dalle ore 20.30. Per maggiori informazioni, potete scrivere tramite WhatsApp al numero - 327 0024229 Venite numerosi !tohiny
Domenica 8 Aprile ci sarà una grande festa della beneficienza in città; una passeggiata di gioia e divertimento nel centro storico. Insieme per la Roma Fun Run 2018, la Stracittadina non competitiva di 4,5 km aperta a tutti (subito dopo la partenza della Maratona di Roma). Puoi partecipare al costo... tohiny
Visto che non eravamo insieme ad accogliere l'anno nuovo, adesso siamo tutti invitati, tutta la diaspora in Italia e gli amici italiani, per il scambio di auguri presso la nostra ambasciata, via Riccardo Zandonai 84, domenica 11 febbraio dalle ore 13 in poi. Siccome siamo già sotto Carnevale,... tohiny
Noi, Associazione ATRIKA ed Associazione VONONA ad Ambalanjanakomby, Distretto Maevatanana Madagasikara, esprimiamo la nostra gioia per il compimento del “Progetto per attività produttive generatrici di reddito-Empowerment femminile” Prima fase. Le due associazioni non sarebbero state in grado di... tohiny
Un grazie sentito a nome di tutta la famiglia per la vicinanza, le preghiere e le offerte generose per onorare papà RATAMINJANAHARY Edmond, scomparso il 17 dicembre 2017. Che Dio ci protegga per tutto l’Anno Nuovo 2018.tohiny
Per voi in Brescia e dintorni. ecco una bella iniziativa per parlare della nostra culture, delle nostre donne. Sapete che Madagascar è uno dei pochi paesi che può vantarsi di una cultura rispettosa delle donne? Lo dice chiara il nome "Andriambavilanitra" dato alle donne dai nostri antenati. Insieme... tohiny
Il 2 di Aprile ci sarà una grande festa della beneficienza in città, una passeggiata di gioia e divertimento nel centro storico. Insieme per la "Roma Fun Run 2017", la Stracittadina non competitiva di 4,5 km aperta a tutti (subito dopo la partenza della Maratona di Roma). Puoi partecipare al costo... tohiny
Na anatin'ny alahelo tokoa aza isika ankehitriny, dia fenofeno ny fo ka tsy hay ny tsy hitsiky, hisaotra, hankasitraka, hankatelina anareo tamin'ny fidododoanareo omaly alakamisy 8 desambra, naneho fa mbola sarobidy ny fihavanana. Tonga ianareo tsy nitandro hasasarana, nanombina ny fotoananareo,... tohiny
Per festeggiare insieme i 10 anni di Tetezana Onlus quale migliore location dell’Ambasciata del Madagascar? E’stata l’occasione per fare il punto della situazione, far conoscere ai nuovi amici cosa è stato fatto, ringraziare gli amici sostenitori e le associazioni partner per esserci stati accanto... tohiny