Efa tsy ho ela dia higadona ny fetin'ny Fahaleovantena. Tamin'ny herintaona ny fankalazana ny 26 jiona dia nahitana ny fihaonan'ny Malagasy teny amin'ny Ambassade (Jereo ny sary etsy ampita). Nisy ihany koa ny fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana izay nangataham-pitahiana manokana ho an'ny firenena.
Inoana fa tsy ho latsa-danja amin'izany isika amin'ity taona ity. Mbola tsy tena tonga eto ampelantanana avokoa ny vaovao sy ny fandaharam-potoana amin'izany fa raha vao misy voaray dia hapetraka eto ihany.
Raha toa koa misy ireo sampana isankarazany mikarakara fety amin'io fotoana io dia azo atao tsara ny manoratra aty aminay.
webmaster@malagasy.it
You are here
Vaovao

Misokatra tsikelikely indray ity takelaky ny Malagasy eto Italia ity. Mbola betsaka ny zavatra tsy tena tomombana ka manantena ny fifanampiantsika rehetra. Inona avy ireo zavatra vaovao?
[b]Ny fampiantranoana[/b]
Amin'izao fotoana izao dia napetraka amina toerana maimaim-poana atao hoe 100webspace.com ny takelaka malagasy.it. Maimaim-poana io ka izay no antony mampisy an'io dokam-barotra etsy ambony etsy io. Raha andoavam-bola mantsy dia eo amin'ny 71.40$ (65 euros) isantaona no hofan'itony takelaka itony ( http://www.100webspace.com/plan1.html ). Tsy afaka (intsony) handoa an'izany aho fa raha ohatra ka misy vonona hanohana mivantana dia azo atao ny manoratra aty amiko hery@serasera.org .
Raha tsy misy dia hapetraka amin'izao fa tsy dia maninona loatra.
[b]Ny teknika anatiny[/b]
Ny fitaovana nanamboarana ity takelaka ity dia ny fitaovana antsoina hoe solaitra izay fitaovana noforoniko manokana entiko manamboatra takelaka maro, anisan'izany ny serasera.org
Maimaim-poana no anomezako io fitaovana io ho an'ny malagasy.it fa raha misy te hampiasa izany ho an'ny takelaka manokana dia afaka manoratra aty amiko ihany.
[b]Inona ny zavatra vaovao ato?[/b]
Ny efa vita dia ny Forum izay toerana hifandraisana sy hifanontaniana momba ny lohahevitra isankarazany. Ny tahirintsary izay tsy niova fa mbola toerana fampidirana sary ihany. Ny hetsika izay toerana ahitana ny fandaharam-potoana isankarazany eto Italia. sns...
Mbola tsy vita tanteraka ny takelaka na dia efa azo ampiasaina aza.
[b]Ny mpiara-miasa[/b]
Ny mpiara-miasa mikarakara ity takelaka ity hatramin'izao dia
Hery ( http://hery.serasera.org )
Andry ( http://andryrungi.it )
Radiovazogasy ( http://radiovazogasy.com )
Ary mazava ho azy
serasera.org ( http://serasera.org )
Misaotra betsaka.
Hery