You are here

Vaovao

Ny Malagasy monina eto Roma sy ny manodidina na anaty fikambanana na tsia dia hiaraka hilanonana ao amin'ny ambassade malagasy hitsena ny taona vaovao. Tsy misy mikarakara manokana fa samy efa nandray sy mandray izay vitany sy izay tandrify azy. Ao ny manomana ny mozika, ao ny hanentana, ao ny nanomana sy nanadio ny trano, ny rehetra kosa dia samy hitondra ny sakafo sy tsakitsaky ary zava-pisotro sahaza azy izay hifampizarana.

Fetim-pianakaviana hiarahana sy hanehoana ny fiombonana aty an-tany lavitra aty.
Koa tongava raha resy lahatry ny fihavanana.
Samy ho tratry ny taona e.

Ny toerana dia ao amin'ny Masoivohon'i Madagasikara eto Roma ao amin'ny Via Zandonai 84/A (Roma)

Hanomboka amin'ny 8 ora sy sasany alina ny fotoana. Mifampilazà.

Ny fikambanan'ny vondron'ny vehivavy ao amin'ny "Communauté Protestante Francophone" eto Roma dia manasa antsika rehetra hanatrika ny bazary izay hataony ny 1 desambra 2013 ho avy izao manomboka amin'ny 1 ora tolakandro ao amin'ny fiangonana Via Firenze 38 Roma.

Sakafo malagasy sy afrikanina no ho hitantsika ao.

Ny fandraisana anjara dia 10 Euros.

Maniry ny fahatongavantsika rehetra.

Hafatra avy tamin'i Vololona.

Ny Associazione Tetezana Onlus dia faly manasa antsika rehetra amin'ny Takariva Fifanampiana (Serata Solidale) izay karakarain'izy ireo amin'ny asabotsy 23 novambra 2013 manomboka amin'ny 7 ora hariva.

Ny toerana dia ao amin'ny Via Manzoni 5, Roma.

Izany takariva izany dia hohafanain'ny tarika KA.ME.MA (Kanto sy Mevan'i Madagasikara)

Ny fandraisan'anjara ho an'ny ankizy (5-10 taona) dia 5 Euros.

Ny fanohanana ho an'ny lehibe kosa dia 15 Euros ary ny fanampiana mihoatra dia tsy ferana.

Ny vola ho azo amin'izany dia hoentin'ny Associazione Tetezana Onlus miatrika indray ny enimbolana faharoan'ny taom-pianarana ho an'ireo ankizy sahaniny any Madagasikara.

Maneho fisaorana mitafotafo ho antsika Malagasy eto Roma amin'ny tolotra izay ataontsika 

Ireo izay tsy afaka tonga nefa te hanampy ny Tetezana dia afaka mandrotsaka ny fanampiany amin'ny Kaontin'ny Associazione Tetezana Onlus

- "Tetezana onlus"

- bollettino di c/c postale n. 76916196

- bonifico su c/c postale IT53 T076 0103 2000 0007 6916 196

- Causale: Serata Solidale Novembre 2013

http://tetezanaonlus.org/

Fanazavana fanampiny

Hery Tel: 338 744 2412

Andry Tel: 3471432921

Claudia Tel: 3382890576 

Araka ny vaovao nampitaina dia ny 7 jolay 2013 izao no hatao eny amin’ny Fikambanana trinitera (Curia Generalizia), eny via Massimi 114/C ny famaranana ny taom-pikatrohana 2012/2013 ho an'ny Ankohonana Katolika Victoire Rasoamanarivo eto Roma.

Toa izao ny fandaminana amin'izany:

- hatomboka amin’ny 11 ora ny lamesa.
- samy mitondra sakafo ny tsirairay amin’io, ny lahika mitondra sakafo bebe noho ny azy mianakavy ary ny relijiozy tsy mba afaka hanokona kosa mba hiezaka hitondra zava-pisotro sy voankazo hatao tsindrin-tsakafo. Hitondra nofon-kena mitam-pihavanana ny Ankohonana.
- amin’ny 5 ora tolakandro any ho any isika misaraka.

Asaina ho tonga daholo.

Ny Associazione Tetezana Onlus dia faly manasa antsika Malagasy rehetra eto Italia amin'ny "Roa andro natokana ho an'i Madagasikara" izay karakarainy miaraka amin'ny Museo Civico di Zoologia (Roma) sy ny Museo Regionale di Scienze Naturali (Torino) nampitondraina ny lohahevitra hoe "Ny olombelona sy ny zavaboarin'i Madagasikara" ny 21 sy 22 jiona ho avy izao.

Ny toerana dia ao amin'ny 

Museo Civico di Zoologia
Via Ulisse Aldrovandi, 18
Roma
 
Toa izao ny fandaharam-potoana amin'ny ankapobeny

Zoma 21 Jona

8h-17h: Fampilalaovana ny ankizy ao amin'ny zoo

18h: Fanokafana ofisialy ny fampiratiana sary ataon'i Simone Sbaraglia mitondra ny lohateny hoe "Sary avy amin'ny planeta tany"

Famandrihan-toerana dia ao amin'ny:

Cooperativa Myosotis. Tel. 06.97840700

Asabotsy 22 Jona

9h-10h: Fisoratana anarana

10h-10h30: Fiarahabana avy amin'ny mpikarakara

Famelabelaran-kevitra (tsy misy fidirana)

10.30 - 10.45: G. Bologna (WWF Italia) - Il WWF e il Madagascar: una storia d’amore per la natura

10.45-11.30: L. Mosca (Università di Napoli) - Ambatovy Nickel Project e QIT Madagascar Minerals: sfruttamento delle risorse minerarie o opportunità di sviluppo per il Madagascar?

11.30 - 12.00: S. Gippoliti (Associazione Teriologica Italiana e IUCN SSC Primate Specialist Group) - Diversità tassonomica e conservazione dei lemuri del Madagascar.

12.00 - 12.30: F. Andreone (Museo Regionale di Scienze Naturali, Torino) - Tante (g)rane in Madagascar!

12.30 - 13.00: V. Torti, M. Gamba, C. Giacoma (Università di Torino) - Cooperazione, formazione superiore e ricerca per tutelare la biodiversità del Madagascar.

13.00 - 14.00:
Fiatoana, sakafo atoandro
 
14.00 - 14.30: E. Palagi (Museo di Storia Naturale, Università di Pisa e Istituto di Scienze e Tecnologie della Cognizione, CNR, Roma) - Gestione dei conflitti nei lemuri: questione di (in)tolleranza.

14.30 - 15.00: A. Ballerio (World Biodiversity Association) - Scarabei del Madagascar: un entomologo e l’Isola Rossa.

15.00 - 15.30: L. Merzagora, C. Giusti (Progettiste de Lo Spettacolo della natura al Museo Regionale di Scienze Naturali, Torino) - Raccontare la foresta del Madagascar al Museo Regionale di Scienze Naturali.

15.30 - 16.00: A. Pedrazzini (Architetto libero professionista) - Cronache dal Madagascar: l’architettura tradizionale dell’Isola Rossa.

16.00 - 16.30: R. Bononi (Istituto Ricerca e Formazione nelle Scienze Sociali, Padova) - Vivere e morire in Madagascar: la percezione della morte e la cerimonia del “famadihana”.

16.30 - 17.00: Coffee break

17.00 - 17.30: C. Sonego (Tetezana Onlus), L. Mannocci (Volontari Italiani per il Madagascar) - L’associazionismo italiano per il Madagascar: quale ruolo per l’uomo e l’ambiente?

17.30 - 18.30: Loabary an-dasy momba ny lohahevitra - Uomo e natura in Madagascar.

Mpandrindra: F. Andreone

Takariva: Korana sy fialam-boly

19.00 - 20.00 (Sala Conferenze): Proiezione del film Angano…angano... Nouvelles de Madagascar.

20.00 - 21.00 (Sala della Balena): Sakafo malagasy - Degustazione di piatti tipici del Madagascar, a cura della comunità malgascia.

21.00 - 24.00 (Sala della Balena): Mozika - Olga del Madagascar presenta l’album Bois de rose contro la deforestazione in Madagascar. Gruppo Kamema. Paesaggi sonori: un percorso tra ritmi, danze e canti del Madagascar.

Famandrihan-toerana amin'ny sakafo sy ny korana 

Tel. 06.67109270 338.2890576

Ny fidirana ao amin'ny sakafo sy korana dia tolotra 10 Euro na mihoatra.

Marihana fa ny vola azo rehetra amin'io dia alefa manontolo amin'ny tetikasan'ny Tetezana ho fanabeazana ny ankizy any Madagasikara

Alaivo eto ny dépliant feno

Fanazavana fanampiny:

Associazione Tetezana Onlus
Via Cesare Balbo, 4 - 00184 Roma
Tel. 338.2890576 - 347.1432921
www.tetezanaonlus.org

Misaotra anareo tapaka sy namana havana mahatratra sy mahavonjy e!Niaraka nanafana sy nitotorebika tamin ny fety teo Eny tsy hadino koa ireo olona tsy no tonga noho nyadidy amandraikitra maro samy hafa e mirarisoa sy fahombiazana hoanareo koa izahay .Mirarisoa sy fahombiazana ho antsika  rehetra rehetra tsy ankanavaka izahay e hitahy antsika tsirairay anie ny TOMPO ao ambony

Ny sary dia azo jerena ao amin'ny : http://www.malagasy.it/tahirintsary/fetinny-tefi-26052013

Miarahaba anareo rehetra indray!

Amin-kafaliana lehibe no anasana anareo havana aman-tsakaiza rehetra mba ho tonga hiaraka hilanona amin'i Fikambanana "Gasy Tsy Manavaka - G.T.M." ao Milan amin'ny Asabotsy 29 Jiona 2013, andro hankalazana ny Fetim-pirenena Malagasy.
Arakin'ny voasoratra ao amin'ny fampandrenesana etsy ambany dia hanetriketrika tokoa ny KORANA ka tongava maro!
Toy ny efa fantatry ny besinimaro ihany koa dia anisan'ny tanjon'ny G.T.M. ny fampahafantarana sy ny fireharehana amin'ny MAHA-MALAGASY ka ho tohizana ny fampisehoana ny fitafy Malagasy izay nampiana tao-volo ka iangaviana ny vehivavy Malagasy rehetra tsy an-kanavaka izay te-handray anjara mba hiomana ary afaka miantso ny finday: 338 83 82 871 (Louise) na339 88 20 892 (Andry).
  
Misaotra anareo rehetra!

Ireo Mpitantana

FETY 29 JUIN gasy

960181_10200516133337110_763978549_n (1)

DSCN9823

Manolotra fisaorana feno anareo rehetra tsy ankanavaka tonga nanome
voninahitra an'i Madagasikara teny amin'ny kianjan'i San Giovanni omaly
alahady 19 mey nandritra ny Festa dei Popoli 2013.

Misaotra ny Ankohonana notarihin'i zoky aumônier izay nanotrona
hatramin'ny farany mihitsy. Misaotra anareo rehetra nirehareha sy
nanamafy ary mampahafantatra ny hafa fa misy tokoa ny Malagasy eto
Italia na dia vitsy an'isa aza.

Dia manome fotoana antsika indray amin'ny "Giornate del Madagascar
2013" izay hatao ny 21 sy 22 jiona eny amin'ny Giardino botanico, villa
Borghese, Roma. Homena antsika eto amin'ny vohikala ihany ny
antsipirian'ny hetsika atsy ho atsy.

Mankasitraka, mankatelina fa nahafaly anay ny nahita anareo rehetra nanome voninahitra ny tranohevantsika.

Andry sy Rondro ary Hery.

DSCN9721

Ny sary rehetra dia efa ATO avokoa. Raha misy manana sary nandritra ny lamesa azo zaraina dia
isaoranay sahady satria tsy afaka nanatrika izahay tao ambany tranoheva
tao. Ito ambany ito kosa ireo laharana nahazo tamin'ny tombolà ka jereo ihany ny tapakila any aminareo any sao nitsikian'ny vintana.

lotterie

301818_4062833935074_76069782_n

Tonga soa atý amin’ny andiany faha-22 amin’ny “Festa dei Popoli” indray isika amin’ity taona 2013 ity, ka ny lohahevitra nomena azy ity dia ny hoe “Incontro che cambia”. Amin’ny alahady 19 mey 2013 ho avy izao no hanatontosana izany eny amin’ny kianja malalaky ny bazilikan’i San Giovanni in Laterano.

Toy ny isan-taona dia mandray anjara amin’ity hetsika ity isika Malagasy noho isika ao anatin’ny “Comunità immigrate” ao anatin’ny diosezin’i Roma. 

Manasa antsika rehetra àry hifanotrona sy hanandratra ny maha-Malagasy antsika toy ny mahazatra. Ny fandaharam-potoana tsy miova fa amin’ny 12 ora antoandro ny Sorona Masina lehibe ao amin’ny bazilika ka isan’ny manana hira amin’ny litorjia ny Ankohonana katolika "Olontsambatra Victoire Rasoamanarivo", ny tolakandro dia misy ireo fampisehoana an-tsehatra isan-karazany. Azonareo atao ny mitondra sakafo izay hifampizarantsika toy ny isan-taona eo ambany alokaloky ny bazilika, nefa tsarovy fa misy ihany koa ireo sakafon'ireo firenena hafa izay amidy mirary tokoa.

Ireo trano hevan’ny isam-pirenena kosa dia hisokatra ho an’ny rehetra tontolon'ny andro, manomboka amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 6 ora hariva any ho any. Amin’ity indray mitoraka ity dia izahay telo mianadahy mpikarakara ity vohikalantsika “Malagasy eto Italia” ity no hiandraikitra ny trano hevantsika Malagasy, raha ny Fikambanana Tetezana Onlus no nanao izany tamin’ny herintaona. Itony manko no fotoana hampahafantarana hatrany amin’ireo vahiny hafa sy ny tompontany fa misy isika Malagasy eto Roma sy eto Italia na tsy maro an'isa toa ireo firenena sasany aza. Koa tongava maro fa sady mahazo rivotra no mihaona sy mikorana no manefa adidy e.

Ireo vondrona na fikambanana izay te-hampahafantatra ny momba azy ireo, na ny hetsika kasain'izy ireo hatao dia afaka mamela aminay peta-drindrina maromaro na "carte de visite" izay azo zaraina amin'ireo mpitsidika, koa aza misalasala fa izany hatrany ny tanjonay eto amin'ity vohikala ity.

Koa dia manantena hifankahita marobe amin'ny alahadin'ny pentekôty isika, ilazao izay tsy mba tratran'ity antso ity. Mirary soa hatrany.

Andry - Rondro - Hery.

318061_4062952058027_1847886399_n

Ny fikambanan'ny Terak'i Fianarantsoa eto Roma dia faly manasa antsika tapaka sy namana hanatrika ny Sakafo Malagasy izay hataony ny 26 mai 2013 amin'ny 12 ora atoandro ka hatramin'ny 6 ora hariva.
Ny toerana dia ao amin'ny Via Pompeo Magno 25 (Miala metro A - Lepanto)
Ny fandraisana anjara amin'izany dia 10 Euro.
Koa miandry antsika rehetra
Fanazavana fanampiny M. Basile Tel. 3667086100

Fampatsiahivana ho an'izay tsy mbola naheno fa hisy ny fitsangatsanganana iarahan'ny Malagasy rehetra amin'ny alatsinain'ny Paka (1er avril) ho avy izao.

Ny toerana dia eny Montecassino, Parrocchia S. Pietro Apostolo, via Gaetano di Biasino 226. Jereo eto: http://goo.gl/maps/HwUBR 

Ny momba ny fiara hitatitra izay andoavana 15 euro dia efa nifarana ela ny fisoratana anarana kanefa afaka manandrana miantso an'i Rado na Carole ihany sao dia mbola misy toerana 

- Rado : 3208890508  mail : ratsimananda@yahoo.fr

- Carole : 3774669649  mail: velonoro02@yahoo.fr

Ny fotoana iaingan'ny fiarabe dia etsy amin'ny piazzale Ostiense toy ny isan-taona ihany amin'ny 8 ora maraina.

Samy  mivatsy ny sakafo, zava-pisotro ary ny kenonkenona rehetra momba izany mazava ho azy.

Misy kianja filalaovana basket, volley, foot io toerana io, azo hitonoana hena ihany koa ary misy efitrano lehibe azontsika handihizana raha tsy afaka handihy an-tokotany toy ny tamin'ny herintaona isika raha sanatria avy ny orana fa ny dj efa vonona.

Mba ampitampitao ity hafatra ity azafady ho an'izay tsy mba mandray mail, dia mirary fiomanana ara-panahy hiatrehana ny Paka hoantsika rehetra

Visualizzazione ingrandita della mappa

Takelaka