Vaovao

Vaovao

Fanamafisana fankalazana ny fetim-pirenena eto Roma

Araka ny efa voalaza dia hankalazaina amin'ny asabotsy 30 jiona, hanomboka amin'ny 7 ora hariva (19h) ao amin'ny Ambassade de Madagascar eto Roma, via Riccardo Zandonai, 84 ny fetim-pirenena malagasy.
Ny Malagasy rehetra tsy an-kanavaka, ombam-pianakaviana dia asaina avokoa, ka aoka hifampilaza daholo. Ho an'ireo izay mila fanasana an-taratasy noho ny antony samihafa (angatahana fahafahana mivoaka amin'ny Lehibe), dia afaka mangataka izany ao amin'ny ambassade.

Lire

Tsy mbola hisy masoivoho italiana ihany ao Madagasikara

Mbola namerina nilaza indray ny minisitra lefitra momba ny raharahambahiny italiana Rtoa Sentinelli fa tsy ao anatin'ny fandaharam-potoana fohy ezaky ny fanjakana Italiana mihitsy ny hanokafana ny masoivoho Italiana ao Madagasikara. Ny antony lehibe indrindra nolazainy dia noho ny tsy fisian'ny teti-bola voatokana hanaovana izany. Mahavita ny raharaha rehetra rahateo ny ao Masoivoho italiana ao Pretoria izay miandraikitra ihany koa an'i Madagasikara.

Fraternità Malgascia: 4° anniversario

Invito

L'associazione FRATERNITà MALGASCIA è lieta di invitarvi a festeggiare il 4° anniversario dell'associazione FRATERNITà MALGASCIA, il 14 luglio 2007, presso la sede dell'Associazione Culturale "Amici Selva Nera", in Via Gabriella degli Esposti, n° 93, proseguendo Via di Boccea verso fuori città. Il luogo si trova a 100m vicino Capolinea dell'Autobus 904.

È a disposizione anche il Parco per i Bambini.
 
La partecipazione è di 5 euro; Pranzo gratuito ma tutte le Bevande e Tsakitsaky della serata sono a pagamento a parte.

Fetim-pirenena Malagasy ao Milan

RY  MALAGASY  HAJAINA

Nohon'ny fitsingerenan'ny taona fahaleovan-tenan'ny Madagasikara izao
dia ankafaliana  lebibe no ilazana  fa hisy ny fiaraha-milanona ny
30-06-07.

Izay hatao ao amin'ny oratorio San Genesio, nella  frazione di
Scipione Passeri , in comune  di Salso Maggiore Terme .Noho izany dia
manasa ny rehetra tsy an-kanavaka hanome voninahitra ny tanin-drazana.

Per Informazione.  339 819 53 97(Sig Christian Andrianambinintsoa )

Toa izao ny fandaharam-potoana.

Lire