Fetim-pirenena Malagasy ao Milan
RY MALAGASY HAJAINA
Nohon'ny fitsingerenan'ny taona fahaleovan-tenan'ny Madagasikara izao
dia ankafaliana lebibe no ilazana fa hisy ny fiaraha-milanona ny
30-06-07.
Izay hatao ao amin'ny oratorio San Genesio, nella frazione di
Scipione Passeri , in comune di Salso Maggiore Terme .Noho izany dia
manasa ny rehetra tsy an-kanavaka hanome voninahitra ny tanin-drazana.
Per Informazione. 339 819 53 97(Sig Christian Andrianambinintsoa )
Toa izao ny fandaharam-potoana.