Fisaorana tamin'i Hajalalaina sy Lalatiana
Hajalalaina sy Lalatiana dia maneho fisaorana anareo rehetra izay tonga nanotrona azy ireo tamin'ny fisoratam-panambadiany teto Roma ny 18 aogositra lasa teo. Isaorana toa izany koa izay tonga niara-paly taminy tany Venise. Ary tsy adino ny misaotra ireo izay tsy afaka tonga nefa niombom-po sy nitondra am-bavaka azy ireo.
