All news
468. VCD Vaovao Demi-Soleil

Namoaka raki-kira antsary vaovao mitondra ny lohateny hoe "Demi-Soleil" ny mpanakanto iray avy any Madagasikara antsoina hoe R.J na 13-1 izay andraisan'i Olga del Madagascar anjara. I Olga del Madagascar…
More>>
467. Fiofanana amin'ny fitantanana asa.

Ny Fikambanana VIDES dia manolotra fiofanana maimaim-poana amin'ny lafiny fitantanan'asa ho antsika mpifindra monina eto Roma :
More>>
466. Fanasana Fetin'ny faran'ny taona avy amin'ny MA.MI any Torino.
Oratorio San Luigi, Via Ormea 4 Torino (TO) manomboka amin'ny 9 ora alina ka mandra-maraina. Fandraisana anjara : * 20 euro ho an'ireo tsy mambran'ny Fikambanana MA.MI, * fitia tsy mba hetra ho…
More>>
465. Fanasana Fetin'ny faran'ny taona avy amin'ny Fraternite Malagasy eto Roma.

Noi, della Fraternité Malagasy, siamo lieti di invitarvi il 31.12.2010 alla festa di capodanno che si terrà in via prato corazza n.60 a Cesano di Roma, dalle ore 19h fino all'alba.Programma:19h…
More>>
464. Fanasana Fetin'ny faran'ny taona avy amin'ny Malagasy ao Verona
Ny Malagasy rehetra aty Verona, Brescia, Vicenza, Udine, Bergamo, dia manasa ny be sy ny maro hiaraka hankalaza ny fetin'ny taom-baovao 2011 any Vicenza, ao amin'ny Parrocchia San Marco (salle…
More>>
463. Fanasana Fetin'ny faran'ny taona avy amin'ny GTM ao Torino.

Nohon’ny Fahaterahan’ny Association “Gasy Tsy Manavaka – G.T.M. –” eto Torino ny 9 Novambra 2010 lasa teo dia manasa ny be sy ny maro hiaraka hilanona ao Milano, via…
More>>
462. Fianarana teny malagasy.

Ny Fikambanana Tetezana Onlus dia mikarakara fianarana teny malagasy ho an'ireo vahiny, na koa ireo zaza malagasy tsy mbola mahafehy ny tenin-drazana. Izany dia atao isaky ny alakamisy tolakandro, amin'ny…
More>>
461. Pagine a colori, hetsika hanasan'ny Tetezana Onlus.

Miarahaba ampifaliana Pagineacolori dia hetsika iray hampiroboroboana ny fampielezana ny fanoratana boky sy ny kisarisary ary izay rehetra mahasahana ny fanontàna ho an'ny ankizy sy ny tanora.…
More>>
460. Fisaorana avy amin'ny fianakavian'i Neny Lalao
FISAORANA Ny vadiny Rajarison, ny zandriny, ny zanany, ny zafiny ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho fisaorana ireo rehetra nanontrona, nampahery, tsy nahalavintany, ka nandao ny tokatrano sy ny…
More>>
459. Fisaorana avy amin'i Jean Britto ANDRIANTOVOHERINDRAINY
ANDRIANTOVOHERINDRAINY Jean Britto, vady navelan’i Agnès RAHELIARINIVO (Nivo) (Jereo ato) dia manolotra fisaorana sy fankatelemana feno anareo rehetra nidodododo niray fo taminy, nanotrona,…
More>>
458. Filazana manjo

Amin'ny finoana sy fanantenana amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesana anareo fa ny Reny malalanay : Rajarison Julienne Lalao (teraka Razanadraibe) dia nodimandry teo amin'ny faha 64 taonany ny Zoma faha 20 Aogositra 2010
More>>
457. Ottavo compelanno della Fra.Ma

Siete tutti invitati all'ottavo compleanno della Fraternità Malgascia il 18 luglio 2010 in via Gabriela degli Esposti, 93 (zona Selva Nera, Casalotti)
More>>
456. Fisaorana avy amin'ny ambasady, Tetezana Onlus ary FFKM Italia

Ny Masoivohon'i Madagasikara eto Roma dia manolotra etoana ny fisaorana mitafotafo an'ireo fikambanana rehetra mijoro eto Italia sy ireo olon-tsotra maro izay tsy ho voatanisa etoana…
More>>
455. Vita soa ny asaramanitra teto Roma

Tontosa tsara ny fankalazana ny faha-50 taona nahazoana ny Fahaleovantena teto Roma. Na teo aza ny tsy fitovian-kevitra teo am-pikarakarana azy, na nisy aza ireo ahiahy ny mety ho fizotran'ny fety, na…
More>>
454. Festeggiamenti dei 50 anni dell'Indipendenza del Madagascar a Torino.

Ny Association Ma.Mi dia manasa ny Malagasy ao Torino sy ny manodidina amin'ny fankalazana ny faha 50 taonan'ny fahaleovantena ao amin'ny foiben'ny Associazione Crescere Insieme, Via Anselmetti…
More>>
453. Festeggiamenti per il 50° anniversario dell'indipendenza della Repubblica del Madagascar

Festeggiamenti per il 50° anniversario dell'indipendenza della Repubblica del Madagascar Mostra sul Madagascar dal 21 al 25 giugno 2010 (orario 9:00 – 16:00) Inaugurazione…
More>>
452. Hafatra avy amin'ny Ray am-panahy, Joseph Rabenirina
Ho anareo Malagasy rehetra eto Italia, Ho aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana avy an'Izy Tompo hany fototry ny firaisantsika rehetra! Manoloana ny fanambaràna nataon'ny ray aman-dreny hajaina,…
More>>
451. Fanambarana avy amin'andriamatoa Ambasadaoro Razafy Andriamihaingo
FANAMBARAN’NY AMBASADAORO Mifanojo amin’ny fahadimampolotaona nitsingerenan’ny fahaleovantena ny 26 jiona fetim-pirenena malagasy amin’ity taona 2010 ity.Samy mientana ho amin’izany…
More>>
450. Tetiandron'ny ady baolina kitra Mondial Lido eto Roma
Ity izany ny tetiandro ka asaina am-pifaliana isika hanotrona sy hanohana ny ekipantsika araka ireo daty ireo.
More>>
449. Girotondo attorno al mondo. Insieme ai bambini del Madagascar

Takariva an-kira, antsa, fampirantiana ary fanomezana mari-pankasitrahana ireo hosodoko nataon'ny ankizy ho an'ireo pretra karmelitana ho fankalazana ny faha-40 taona niorenany any Madagasikara. Izany…
More>>