You are here

Vaovao

Manasa antsika havana sy tapaka tsy vaky volo rehetra ho tonga hiara-hankalaza ny faha-55 taonan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara izay hatao ao Lecco Maggianico , Via Carlo Gomez n. 3 ny Asabotsy 27 Jiona 2015 amin'ny 6 ora hariva . Mirary ny fitambaran'i Malagasy hatrany nohon'ny fitiavana ny... tohiny

Fanasana ho antsika malagasy rehetra avy amin'ny Slow Food Ciampino e Morena, Seniores Italia Lazio, ary ny Cooperativa agricola Capodarco izay mikarakara "Hetsika ara-kolotsaina sy ara-pamokarana" ny sabotsy 30 mey 2015, manomboka amin'ny 4 ora tolakandro, izay atao ao amin'ny "Agricoltura... tohiny

Ity izany ny fampilazana amintsika fa Andriamatoa Solofo RANDRIANANTOANDRO no misolo an-dRamatoa Josiane RATSIMBAZAFY eo amin'ny Fiandraiketan-draharaha, ad interim, ao amin'ny masoivohontsika eto Roma.tohiny

KIDODO 2015 Mifampilazà dia tongava maro e !tohiny

Momba ny fanisana ny isantsika Malagasy eto Italia ity ka ampitampitao azafady (Tsindrio ny sary raha toa ka tsy mazava ny soratra).tohiny

Ny alahady 17 mey ho avy izao indray izany no hifamotoanantsika eny amin'ny Piazza San Giovani in Laterano toy ny isan-taona. "Chiesa senza frontiera" ny lohahevitra entin'ny Festa dei Popoli amin'ity andiany ity. Mandray anjara feno hatrany i Madagasikara, noho ny Ankohonana katolika malagasy... tohiny

Tongava daholo hiara-hisoma amin' i Françoise Vitasoa , hotronin'i Sylvestre sy ireo namana mozisianina avy any Frantsa, tarihin'i Lalin sy Guste amin'ny 16 mey 2015 amin'ny 9 ora alina eny amin'ny via Nomentana 678 (Fonte Nuova) - ROMAtohiny

Faly miarahaba anareo Malagasy mpiray tanindrazana, monina eto Italie izahay tarika KAMEMA (KAnto sy MEvan’i MAdagasikara). Voninahitra sy hafaliana lehibe ho anay ny manasa anareo rehetra ny alahady 12 avrily 2015 ho avy izao. Hiaka-tsehatra voalohany amin’io daty io mantsy ny tarika KAMEMA, na... tohiny

Hiaka-tsehatra voalohany ny traika KAMEMA. Hankalaza an'Andriamanitra, hankalaza tsingerin-taona fahadimy, hitondra ny Kanto sy Meva an-kira, hamela hafatra ary hihaona aminao namana, havana sy mpankafy, niara-namindra hatramin'izay ... ! Miandry anao ho tonga izahay ary manantena ny fandraisanao... tohiny

Ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Roma dia faly manasa antsika Malagasy rehetra tsy ankanavaka amin'ny fiombonam-bavaka atao ho fahatsiarovana ireo mahery fo tamin'ny 29 Marsa 1947 sy fitondrana ambavaka ny firenena malagasy. Izany dia tontosaina ny Alahady faha-29 marsa tolakandro amin'ny... tohiny

Takelaka