You are here

Fetin'ny Fahaleovantena malagasy any Torino.

Nampidirin'i Rondro ny Thu, 13/06/2019 - 07:09

 

Hanamarihana ny fahafolo taona nijoroan'ny Fikambanana "Malagasy Miray" sy ny faha-59 taona nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovantena no hanatontosana ny "Giornata del Madagascar" fanao isan-taona any Torino ka hanasana antsika rehetra ny sabotsy 29 jiona 2019.