Eto ianao : fandraisana > News

Fisaorana avy amin'i Hervé Donatien mivady

Nampidirin'i : rondro
Ny : 08/01/2018
Tao amin'ny : Tsy voasokajy

 

Miarahaba antsika mianakavy e !

 

Indro alefa eto ny teny fisaorana ho anareo rehetra, tsy fidin-tsy avahana, izay niombom-po sy fanahy tamin’ny fianakaviana tamin’ny nahalasan’i RATAMINJANAHARY Edmond, papako.

Tena feno ny fonay ary nahazo hery sy nitraka tokoa fa manan-kavana marobe dia ianareo rehetra izany.

 

Misaotra betsaka tompoko ary samia hotahin’Andriamanitra hahavita soa ny taona vaovao 2018.

 

Hampiditra hevitra