You are here

Vaovao

Amin’izao volana manokana ho an’ny “Firaisan’ny Kristianina” sady ho “Fifampiarahabantsika” amin’izao taona vaovao izao. Dia manainga antsika Malagasy tapaka sy namana rehetra, amin’ny fiombonam-bavaka iraisam-pinoana ny: Alahady 29 janoary 2017 Toerana ao amin’ny Parrocchia Santa Maria Della... tohiny

Amin'ny Finoana sy Fanantenana amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesana fa i Miandra Alison BEZAKA, pretran'ny diosezin'Antsiranana, dia nodimandry ny alatsinainy 23 janoary 2017 teo amin'ny faha 58 taonany, rehefa nahafeno 30 taona naha-pretra azy. Ho entina any Antsiranana anio... tohiny

Araka ity filazana ity izany dia vita soa aman-tsara ny pasipaoro namboarina tamin'ny volana mey koa iangaviana isika izay nanao izany mba haka ny azy eny amin'ny ambassade manomboka ny alarobia 18 janoary 2017 , ary af aka miantso ny 06-89325882 izay mila fanazavana.tohiny

Ao amin'ny foiben'ny Masoivohontsika eto Roma izany ny hifamotoanantsika hamarana am-pifaliana ity taona 2016 ity, taona izay somary nifarana mavesatra kanefa tantely amam-bahona moa ny fiainana ka dia ho ny tsara hatrany no ifanodiavantsika. Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso... tohiny

Teny iray fa mahalaza izay rehetra tian'ny fo ambara aminareo zanak'am-pielezana eto Italia amin'izao ora mbola manjombona be izao : Misaotra ! Misaotra avy amin'i Tsiory, zanaka navelan'i Fidèle ; misaotra avy amin'ny havany rehetra any Madagasikara. Tsara levenana izy ary henim-boninahitra ny... tohiny

Na anatin'ny alahelo tokoa aza isika ankehitriny, dia fenofeno ny fo ka tsy hay ny tsy hitsiky, hisaotra, hankasitraka, hankatelina anareo tamin'ny fidododoanareo omaly alakamisy 8 desambra, naneho fa mbola sarobidy ny fihavanana. Tonga ianareo tsy nitandro hasasarana, nanombina ny fotoananareo,... tohiny
Amin'ny fo feno alahelo no hilazana amintsika Malagasy eto Italia manontolo fa nandao antsika tampoka teo amin'ny faha-49 taonany i Fidèle Barinjaka , anio alarobia 7 desambra tamin'ny 7 ora hariva teny amin'ny hopitaly San Camillo eto Roma. Isaorana sahady ireo efa nidodododo nanatri-maso azy... tohiny

dalle 20 fino all'alba Ingresso adulti: 30 Euro Prevendita: 25 Euro Bambini da 5 a 18: 15 Euro Viale delle Industrie, 17 Settala, Milanotohiny

Mba apetraka eto ity horonantsary ity hampahafantarana ny zava-misy amin'ny Malagasy eto Italia. Ary dia manantena ny zanaka am-pielezana fa hahazo valinteny sy vahaolana momba ity resaka pasipaoro ity. Mety vitsy no mbola mahalala ilay olana amin'izao ora izao satria efa lany daty ilay pasipaoro,... tohiny

Hafaliana ho an'ny Ankohonana Katolika Victoire Rasoamanarivo eto Roma no manasa antsika Malagasy eto Roma sy ny manodidina hiara-hiombom-pifaliana aminy amin'ny fetim-piangonana ny alahady 30 oktobra izao. Toa izao ny fandaharam-potoana: - Amin'ny 12 ora: Sorona Masina ao amin'ny Paroasy Santa... tohiny

Amin’ny anaran'ny Fikambanana Tetezana Onlus no anolorana fisaorana sy fankatelemana anareo rehetra tonga nanome voninahitra tamin'ny andro nankalazany ny faha-folo taona iny. Folo taona nanohananareo ny asa sosialy rehetra nosahaninay, na ho an’ireo tetikasana any Madagasikara izany na ho an'ny... tohiny

Takelaka