Other news

460. Fisaorana avy amin'ny fianakavian'i Neny Lalao

FISAORANA Ny vadiny Rajarison, ny zandriny, ny zanany, ny zafiny ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho fisaorana ireo rehetra nanontrona, nampahery, tsy nahalavintany, ka nandao ny tokatrano sy ny… More>>

459. Fisaorana avy amin'i Jean Britto ANDRIANTOVOHERINDRAINY

  ANDRIANTOVOHERINDRAINY Jean Britto, vady navelan’i Agnès RAHELIARINIVO (Nivo) (Jereo ato) dia manolotra fisaorana sy fankatelemana feno anareo rehetra nidodododo niray fo taminy, nanotrona,… More>>

458. Filazana manjo

Amin'ny finoana sy fanantenana amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesana anareo fa ny Reny malalanay : Rajarison Julienne Lalao (teraka Razanadraibe) dia nodimandry teo amin'ny faha 64 taonany ny Zoma faha 20 Aogositra 2010 More>>

457. Ottavo compelanno della Fra.Ma

Siete tutti invitati all'ottavo  compleanno della Fraternità Malgascia il 18 luglio 2010 in via Gabriela degli Esposti, 93  (zona Selva Nera, Casalotti)     More>>

456. Fisaorana avy amin'ny ambasady, Tetezana Onlus ary FFKM Italia

  Ny Masoivohon'i Madagasikara eto Roma dia manolotra etoana ny fisaorana mitafotafo an'ireo fikambanana rehetra mijoro eto Italia sy ireo olon-tsotra maro izay tsy ho voatanisa etoana… More>>

455. Vita soa ny asaramanitra teto Roma

Tontosa tsara ny fankalazana ny faha-50 taona nahazoana ny Fahaleovantena teto Roma. Na teo aza ny tsy fitovian-kevitra teo am-pikarakarana azy, na nisy aza ireo ahiahy ny mety ho fizotran'ny fety, na… More>>

454. Festeggiamenti dei 50 anni dell'Indipendenza del Madagascar a Torino.

  Ny Association Ma.Mi dia manasa ny Malagasy ao Torino sy ny manodidina amin'ny fankalazana ny faha 50 taonan'ny fahaleovantena ao amin'ny foiben'ny Associazione Crescere Insieme, Via Anselmetti… More>>

453. Festeggiamenti per il 50° anniversario dell'indipendenza della Repubblica del Madagascar

  Festeggiamenti per il 50° anniversario dell'indipendenza della Repubblica del Madagascar    Mostra sul Madagascar dal 21 al 25 giugno 2010 (orario 9:00 – 16:00)  Inaugurazione… More>>

452. Hafatra avy amin'ny Ray am-panahy, Joseph Rabenirina

Ho anareo Malagasy rehetra eto Italia, Ho aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana avy an'Izy Tompo hany fototry ny firaisantsika rehetra! Manoloana ny fanambaràna nataon'ny ray aman-dreny hajaina,… More>>

451. Fanambarana avy amin'andriamatoa Ambasadaoro Razafy Andriamihaingo

FANAMBARAN’NY AMBASADAORO Mifanojo amin’ny fahadimampolotaona nitsingerenan’ny fahaleovantena ny 26 jiona fetim-pirenena malagasy amin’ity taona 2010 ity.Samy mientana ho amin’izany… More>>

450. Tetiandron'ny ady baolina kitra Mondial Lido eto Roma

Ity izany ny tetiandro ka asaina am-pifaliana isika hanotrona sy hanohana ny ekipantsika araka ireo daty ireo.   More>>

449. Girotondo attorno al mondo. Insieme ai bambini del Madagascar

Takariva an-kira, antsa, fampirantiana ary fanomezana mari-pankasitrahana ireo hosodoko nataon'ny ankizy ho an'ireo pretra karmelitana ho fankalazana ny faha-40 taona niorenany any Madagasikara. Izany… More>>

448. Fankalazana ny fetim-pirenena : Fanasana avy amin'ny ambasady

Tanindrazana - Fahafahana – Fandrosoana Ambassade de Madagascar  à Rome   Via R. Zandonai 84/A - 00194 Rome Italie    FANASANA         … More>>

447. Takarivam-pikoranana karakarain'ny Tetezana Onlus

Ny Fikambanana Tetezana Onlus dia faly manasa ny rehetra amin'ilay takariva karakarain'izy ireo ny sabotsy 12 juin 2010 eny amin'ny Casa del Popolo, via Bordoni 50 (Tor Pignatara). Ny vola azo amin'izany… More>>

446. Festa del gruppo Fraternita Malgascia

La Fraternità Malagasy è lieto di invitarvi a partecipare alla festa del 22 Maggio 2010 Selva Nera/Casalotti, in via Grabriella degli Esposti, 93 con lo scopo di raccogliere il fondo per… More>>

445. Fetim-pirenena any Milan

Mampilaza ny malagasy rehetra izahay fa ny faha-50 taonan'ny Fahaleovantenan'ny MADAGASIKARA dia hankalazaina ao CRAZY DANCE LISSONE via monza 7 (Milan) izany fetim-pirenena izany, manomboka… More>>

444. Festa dei Popoli, andiany faha-19

Tonga amin'ny andiany faha-19 izao ny "Festa dei Popoli" izay nomena ny lohahevitra hoe "Roma, una tenda per l'incontro". Efa efa-taona izao no nandraisan'i Madagasikara anjara amin'izany amin'ny alalan'ny… More>>

443. Filazana manjo.

Mamangy anareo ao amin'ny Tompo! Ho aminareo anie ny Fiadanany!Ampandrenesina isika Malagasy sy namana ary havana rehetra ao amin'ny Tompo eto Italia fa nodimandry halina teto Roma, teo am-pandidiana… More>>

442. Fanasana amin'ny fanosorana ho diakra.

Ny Fikambanan'i Jesoa sy ny "Collegio Internazionale del Gesù" ary ny "Collegio San Roberto Bellarmino", dia faly manasa ny rehetra hanotrona ny fanosorana ho Diakra an'i: Francesco Citarda (Italia)… More>>

441. Tatitry ny Fihaonana momba ny Malagasy monina eto Italia.

Noho ny fanentanan’ny Dossier Statistico Immigrazione Caritas/Migrantes  niaraka tamin’ny Provincia di Roma, Camera di Commercio di Roma, ireo fikambanana  “Fraternità… More>>
 1 2 3 >  Last