You are here

Vaovao

An-kafaliana no iantsoana antsika Malagasy rehetra manerana an'i Italia mba hiaraka hiala voly kely ny tontoloandron'ny alahady 1er mey izao. Samia mitondra sakafo hiaraha-mizara, indrindra koa hena manta ho atonontsika rehefa tolaka iny ny andro. Toy ny fanaontsika manko dia mba mitsangatsangana... tohiny
Araka ny fanambarana azo avy any amin'ny masoivohon'i Madagasikara dia hisy ny fanavaozana passeport ho an'ireo izay manana passeport lany daty amin'ity taona 2016 ity. Ka amin'ny 20-21-22 mey izao no hanaovana izany ao amin'ny masoivoho araka ny filazana eto ambany sy araka ny voalaza ao amin'ny... tohiny

Araka ny nampitaina taty aminay dia mikarakara Lundi de Pâques ny fikambanana TeFi (Terak'i Fianarantsoa) ka any Subiaco no hanaovana izany izay anasàna ny malagasy rehetra eto Roma sy ny manodidina. Ny toerana dia ao akaikin'ny Fiangonana San Francesco (Via San Francesco) Misy Bus Cotral miala eo... tohiny

Ny zoma 4 martsa teo no natao teny amin’ny foiben’ny Fikambanana Mais Onlus ny fihaonana " Da Malgasci in Madagascar a Malgasci in Italia ", nampahafantarana antsika Malagasy eto Italia. Azo atao hoe andiany faharoa izy io, raha tamin’ny volana jiona tamin’ny taon-dasa no efa nisy ny voalohany. Ny... tohiny

Ny fikambanan-drelijiozy Maestre Pie Venerini eto Roma dia manasa antsika mianakavy hanotrona ny takarivam-pikoranana karakarainy miaraka amin'ny Fikambanana " Una Goccia per il Madagascar ", ny alahady 7 febroary ho avy izao manomboka amin'ny 5 ora sy sasany hariva ka hatramin'ny 8 ora alina eny... tohiny

Faly miarahaba antsika rehetra havana indray e ! Indro alefa aminareo ny fanasana ho an'ny fetin'ny ankohonatsika amin'ny alahady 25 oktobra 2015 ho avy izao, araka ny efa voalaza tany am-piangonana tamin'ny alahady lasa teo. Toerana: Via dei Crispoliti 25 (Metro B, Pietralata, paroasin'i P. Alain... tohiny

Am-pifaliana tokoa ny hiarahabana sy handraisan-tànana an'i Edith Jaomazava, Andriambavilanitry ny lavanila, nandray ny mari-pankasitrahana "Donne che ce l'hanno fatta" tao Milano omaly sabotsy 26 septambra 2015. Mirary azy hisondrotra hatrany hatrany eo amin'ny sehatra ilofosany. Misaotra ireo... tohiny
Ny Fikambanana Malagasy Miray (MA.MI) ao Torino dia manasa ny rehetra amin'ny fihaonana ara-koltoraly, karakarain'ny paroasy San Luca ao Torino, ary handraisan'izy ireo anjara mba hampahafantarany an'i Madagasikara, ny alahady 11 oktobra ho avy izao, manomboka a min'ny 4 ora tolakandro araka ity... tohiny

Toy izao ny hafatra nampitaina taminay ka samia mandray ny tandrifiny azy. "Ampitaina aminareo Malagasy am-pielezana any Italie ny Fankasitrahan a avy amin'ny Governemanta malagasy noho ny hetsika izay nataonareo nandritra ny "Expo Milan 2015". Grazie."tohiny

Tsy hoe tapitra tamin'ny 13 aogositra teo iny akory ny fampahafantarana an'i Madagasikara eny amin'ny Expo 2015 any Milan. Mbola afaka mitsidika ny tranohevantsika hatrany isika hatramin'ny faran'ny volana oktobra. Ary satria momba ny sakafo no tena fotokevitr'ity hetsika lehibe ity, dia tsy ho... tohiny

Mahafinaritra sy mampirehareha antsika ny mahita ny toy itony. Hoy i Olombelo Ricky izay hoe "mahafinaritra ny gasy rehefa dedaka amin'ny anazy". Arahabaina Edith, mandrosoa hasina hatrany ary misaotra e ! Manantena koa izahay fa mba hisy solontenantsika hanotrona azy amin'io andro fandraisana ny... tohiny

Takelaka