All news
442. Fanasana amin'ny fanosorana ho diakra.

Ny Fikambanan'i Jesoa sy ny "Collegio Internazionale del Gesù" ary ny "Collegio San Roberto Bellarmino", dia faly manasa ny rehetra hanotrona ny fanosorana ho Diakra an'i: Francesco Citarda (Italia)…
More>>
441. Tatitry ny Fihaonana momba ny Malagasy monina eto Italia.

Noho ny fanentanan’ny Dossier Statistico Immigrazione Caritas/Migrantes niaraka tamin’ny Provincia di Roma, Camera di Commercio di Roma, ireo fikambanana “Fraternità…
More>>
440. Niombom-bavaka tamin'ny Katolika Malagasy ny teto Italia

Ny alakamisy 14 janoary teo dia niombom-bavaka tamin'ny Katolika Malagasy any Madagasikara koa ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo teto Roma nandritra ny lamesa fangataham-pitahiana ho an'i Kardinaly Razafindratandra…
More>>
439. 28 Janoary 2010 Andron'ny Malagasy eto Italia (Fiovana kely)
Natokan'ny Provincia di Roma ho an'ny Malagasy sy i Madagasikara ny andron'ny 28 janoary 2010 hihaonany aminy ao anatin'ny sehatry ny "Giornate Interculturali della Provincia di Roma". Adidy…
More>>
438. Noelin'ny ankizy malagasy eto Roma.
Ho aminareo sy ho herinareo anie ny fahasoavan’ny Tompo! Asaina isika Malagasy rehetra tsy an-kanavaka mba ho tonga hiara-mankalaza ny Noelin’ny Ankizy Malagasy 2009, izay hatao ao amin’ny…
More>>
437. Fisaorana avy amin'i P. Donatien Rasolomahafaly
Mankasitraka sy mankatelina an'ireo rehetra nivavaka sy tonga nanotrona mivantana tamin'ny fanohanana ny fikarohana natao. Isaorana an'Andriamanitra fa tsy dia nanahirana be araka ny nanahiana azy. Manao…
More>>
436. Fankalazana teto Roma ny nanandratana ho Olontsambatra an'i Frera Rafiringa.

Niara-niombom-bavaka sy niombon-kafaliana ireo Malagasy sy ireo kristiana maro ny alahady 14 jiona lasa teo izay nankalazana teto Roma ny fanandratana ho Olontsambatra an'i Frera Louis Rafiringa.
More>>
435. Fialan-tsasatra karakarain'ny Paroasy katolika eto Roma.
Hisy fiarahana miala sasatra karakarain'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo eto Roma izay hatao ny 16 ka hatramin'ny 22 aogositra ho avy izao any Valle d'Aosta.
More>>
434. Lamesa fankalazana ny fanandratana an' Frera Rafiringa ho Olontsambatra.

Ho fisaorana ny Tompo amin'ny fanandratana an' i Frera Raphaël Rafiringa ho Olontsambatra dia hisy sorona masina lehibe amin'ny 14 jiona 2009 izay hanasana antsika Malagasy rehetra eto Italia.
More>>
433. Alahady 17 mai nankalazana ny Festa dei Popoli.

Teny amin'ny "piazza San Giovanni in Laterano" indray no nifamotoana omaly alahady 17 mey ny mpianakavy avy amin'ny vazantany efatra nandritra ny fankalazana ny "Festa dei Popoli 2009".
More>>
432. Fanasana voady mandrakizay

Ny Fikambanandr'i Masera "Servantes de la Visitation" dia faly manasa antsika hiara-hiombom-bavaka aminy mandritra ny voady mandrakizay ataon'ny masera malagasy roa ny sabotsy 30 Mai amin'ny 10 ora maraina.
More>>
431. Hatsangana ho Olontsambatra i Frera Raphael-Louis Rafiringa.

Vaovao mahafaly ho an'ny Fiangonana katolika malagasy ny hananganana ho Olontsambatra amin'ny alahady 7 jiona izao an'i Frera Raphaël-Louis Rafiringa.
More>>
430. Festa del Popolo eny amin'ny Piazza San Giovanni.

Hotontosaina amin'ny tontolo andron'ny alahady 17 mey izao ny fankalazana ny Festa del Popolo izay handraisantsika malagasy anjara efa telo taona nifanesy izay.
More>>
429. Fanasana fanosorana ho Diakra.

Ny fikambanan-drelijiozy "Oblati di Maria Immacolata" dia manasa antsika amin'ny asabotsy 9 mai 2009 amin'ny 4 ora tolakandro eny amin'ny via Aurelia 290.
More>>
428. Takariva atokana ho an'i Madagasikara.

Takarivan'ny 9 mey 2009 karakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus hiresahana sy hampahafantarana an'i Madagasikara ary hanohanana ny tetikasa "Mamiko" tanterahiny any Djangoa/Ambanja.
More>>
427. 5 x mille
Ny "TETEZANA ONLUS" dia isan'ireo Fikambanana izay afaka mandray ny 5 x mille,zavatra 2 no ilaina amin'izany: sonianao sy codice fiscali Tetezana 97427700584
More>>
426. Fanasana fanosorona ho Diakra.

Ny Fianakaviamben'ny Fikambanan'i Jesoa dia faly manasa antsika mianakavy hanotrona ny fanosorona ho Diakra an'ireo frera malagasy mirahalahy.
More>>
425. Fiaraha-mivavaka 29 Marsa
Manasa ny malagasy amin'ny fiaraha-mivavaka ho fangatahampitahiana ho an'ny tanindrazana ny alahady 29 Marsa 2009 amin'ny 4 ora tolakandro ao amin'ny fiangonana Valdese Via VI Novembre.
More>>
424. Faraveloma ho an'i Kamba kely

Lasa namonjy ireo anjely kely marobe toa azy i Kamba kely omaly alakamisy 19 martsa.
Fiadanana ho an'ny fanahiny.
More>>
423. Fanganonana fitaovana elektrika na elktronika tsy miasa intsony

Amin'ny asabotsy 14 febroary ho avy izao, amin'ny 10 ora maraina hatramin'ny 6 ora hariva manoloana ny Bazilikan'i San Giovanni in Laterano.
More>>