You are here

Vaovao

Eo am-piatrehana ny fivoriana fanaony isan-taona ny Fikambanana Mais Onlus ka amin'ny alahady 15 aprily dia hanao dinidinika filazana ireo asa vita tany Madagasikara izy ireo eny amin'ny foiben'ny masoivoho eto Roma, via Riccardo Zandonai 84. Anisan'ny hanatontosa izany ao koa Andriamatoa Jean-... tohiny
Manao fitsidihana manerana an'i Eoropa ny Mpanompovavin'Andriamanitra Marthe Hervée sy Tiana Fanantenana ao amin'ny " Radio Vaovao Mahasoa " ka anatin'ny fandaharam-potoanany ny hitsidika eto Roma. Koa amin'ny sabotsy 14 aprily manomboka amin'ny 4 ora tolakandro dia hisy fampianarana,... tohiny
Efa naroso tamintsika teto ihany moa fa amin'ny alahady 15 aprily izao no hasandratra ho Olontsambatra any Vohipeno i Ramose Lucien Botovasoa, mpampianatra, kristianina lahika malagasy. Hiombona amin’ireo any an-tanindrazana ny atý Italia ​amin'io andro io ​ka hifamotoana eny amin'ny Bazilikan'i Md... tohiny
Hafaliana ho an'ny Malagasy any amin'ny tapany avaratr'i Italia ny manasa antsika namana rehetra hiara-paly amin'izy ireo amin'ny Fankalazana ny Fetim-pirenena izay ho tanterahina ny alahady 10 jiona 2018 ao Villa Bagno (RE) araka ity fanasana ity.tohiny
Voalohany tokoa amin'ny tantara no nandray anjara tamin'ity Fifaninanana fanao ao Frantsa ity isika avy aty Italia, ary dia tsy nitsanga-menatra tokoa fa dia medaly telo be izao no azon’ireo maherifontsika teo amin’ny taranja lomano. - Medaly Alimo norombahan'i Harena Ratsimananda nifaninana tamin'... tohiny
Isan'ny vaovao mahafinaritra ka zaraina amintsika eto ity fa sambany handray anjara amin'ny " Rencontre Sportive Nationale " (RNS) izay fanao isan-taona ao France isika Malagasy eto Italia. Ao Lyon no hanatanterahana azy amin'ity taona ity, manomboka ny sabotsy 31 martsa ka hatramin'ny alatsinain'... tohiny
Fr José Herilalaina Andriamamonjisoa, ao amin’ny Fikambanana Karma dia manasa antsika hanotrona sy hitondra am-bavaka ny fanamasinana azy ho Diakra ao amin'ny Basilikan'i San Pancrazio, piazza di San Pancrazio 5/a, amin'ny asabotsy 10 martsa ho avy izao, amin’ny 4 ora tolakandro.tohiny
Araka ny vaovao efa natsidiky ny takelaka sy tambazotra sosialy maromaro efa am-bolana vitsivitsy izay dia ny alahady 15 aprily 2018 no hatao any Vohipeno, Diosezin'i Farafangana ny fanambarana ampahibemaso ny maha-Olontsambatra an'i Ramose Lucien Botovasoa. Nandalo teto Roma ary nisaotra an'... tohiny
Hisy fiatahana masina (laretirety) karakaraina ho an'ny Malagasy rehetra manerana an'i Italie, na pretra na relijiozy na lahika, eny Pietravolta (Modena), ny 11 ka hatramin'ny 20 jiona ho avy izao. Izany hoe herinandro ao anaty vavaka sy fahanginana tanteraka hotarihin'ny aumônier nasionaly, P... tohiny
Am-pifaliana tokoa no isaorana anareo rehetra namaly ny fanasana nataon'ireo zoky Raiamandreny ka tonga teny amin'ny foiben'ny masoivohontsika omaly alahady 11 febroary nifanakalo firariantsoa etý am-piandohan'ny taona 2018. Tsy latsa-danja koa ny fankasitrahana ireo naniry ny ho avy saingy tsy... tohiny
Araka ity fanasana ampitaina eto ambony ity, dia fifaliana ho an'ireo mpiara-miasa ao amin'ny masoivoho malagasy eto Roma ny hihaona amintsika zanak'i Madagasikara am-pielezana atý Italia mba hifanakalo ny firariantsoa amin'izao taona vaovao tratrantsika izao, satria tsy mba afaka nitsena azy... tohiny
Fisaorana mitafotafo avy amin'ny Fikambanana Atrika sy Vonona ao Ambalanjanakomby, distrikan'i Maevatanàna.tohiny
Miarahaba antsika mianakavy e ! Indro alefa eto ny teny fisaorana ho anareo rehetra, tsy fidin-tsy avahana, izay niombom-po sy fanahy tamin’ny fianakaviana tamin’ny nahalasan’i RATAMINJANAHARY Edmond, papako. Tena feno ny fonay ary nahazo hery sy nitraka tokoa fa manan-kavana marobe dia ianareo... tohiny
Amin'ny alahady 25 jiona amin'ny 6 ora hariva izany ny fotoana hankalazantsika ny Asaramanitra eny amin'ny foiben'ny masoivoho, via Riccardo Zandonai 84, Roma.tohiny
Tarika Ndriana Ramamonjy handalo eto Roma - Italia Anatin'ny fankalazana ny faha 30 taona niderana an'Andriamanitra an-kira Ny alahady 4 juin 2017 amin'ny 5 sy sasany tolakandro Fratelli del Sacro Cuore Centro Fratel Polycarpo Via dell'Imbrecciato, 112a 00149 , ROMA - ITALIA Hisy sakafo hariva... tohiny
Am-pifaliana no hanasana ny Malagasy manodidina an'i Torino, na ny avy lavitra sendra mandalo, amin'ny fankalazana ity andro natokana hiresahana momba an'i Madagasikara ity, izay karakarain'ny Fikambanana " Malagasy Miray " : sabotsy 27 mey 2017 manomboka amin'ny 4 ora tolakandro ao amin'ny "Casa... tohiny
Amin'ny alahady 14 mey ho avy izao ny fankalazana ny "Festa dei Popoli" any Brescia, izay hatao ao amin'ny Pala Brescia, via San Zeno 168. Asaina isika rehetra, na ny monina ao amin'ny faritra manodidina na ireo sendra mandalo na maniry hanao faran'ny herinandro any. Tongava mitsidika ny trano... tohiny
Ho antsika any Arezzo sy ny manodidina indray ity. Miendrika fifaninana hampandraisana anjara ny zaza sy ankizy - ampian'ny ray aman-dreny na tsia - hanamboatra "biscotti" any an-trano ka io no entiny ao amin'ny ny sabotsy 25 martsa ho avy izao hanomboka amin'ny 3 ora tolakandro ao amin'ny... tohiny
Asaina indrindra isika any avarabaratra any, Brescia sy ny manodidina, hanotrona ity hetsika/famelabelarankevitra mitondra ny lohahevitra hoe " Nessun discorso di odio " ity, izay handraisan'i Lydie Andriamiseza anjara fitenenana. Lydie moa dia isan'ireo mitondra avo ny fampahafantarana ny... tohiny
Efa maromaro ihany angamba no mahalala ny hazakazaka Maratona eto Roma isan-taona ka amin'ity taona ity dia ny 2 aprily no hanaovana azy. Ankoatra io dia misy koa ny "Fun Run - La Stracittadina", hazakazaka maivana sady fialamboly manivatsiva an'i Roma anaty 4 kilaometatra sy sasany - izany hoe vao... tohiny

Takelaka