You are here

Vaovao

Nanomboka androany ny famangiana Ad Limina nataon'ny Eveka Malagasy. Famangiana sy fihaonana amin'ny Papa Benedetto XVI.
Toa izao no filazan'ny RadioVatican azy.

"[i]Benedetto XVI ha incontrato stamattina un gruppo di vescovi del Madagascar, la cui visita ad limina inizia proprio oggi. Molte le sfide che attendono l’isola africana, che solo da pochi anni ha imboccato la via della democrazia. Il servizio di Alessandro De Carolis"[/i]

Mandritra izao fandalovan'ny Eveka izao ihany koa dia hisy lamesa sy korana iarahana izay hatao amin'ny 19 jiona. http://malagasy.it/index.php?rub=events/events&e_id=e42abd07476e51 ny fandaharam-potoana.

Raha hihaino ny feo dia http://www.radiovaticana.org/audio/ra/00031306.RM

Nahazo vaovao sy fanasana izahay momba ny fanamasinana ho pretra an'i Fr. Jean Claude Herménégilde izay niaraka tamintsika teto Italia.

Ny fanamasinana dia atao mandritra ny Sorona Masina ao amin’ny Paroasy
Md. JEAN DE MATHA – TSARAHASINA
TSIROANOMANDIDY
ny Asabotsy 30 Jolay 2005 amin’ny 9 ora maraina.
Dia manasa antsika rehetra hiombom-bavaka sy hisaotra an'Andriamanitra noho izany fanamasinana azy izany.

http://malagasy.it/media/texte_ordination_05.pdf ny fanasana nalefany

Efa tsy ho ela dia higadona ny fetin'ny Fahaleovantena. Tamin'ny herintaona ny fankalazana ny 26 jiona dia nahitana ny fihaonan'ny Malagasy teny amin'ny Ambassade (Jereo ny sary etsy ampita). Nisy ihany koa ny fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana izay nangataham-pitahiana manokana ho an'ny firenena.
Inoana fa tsy ho latsa-danja amin'izany isika amin'ity taona ity. Mbola tsy tena tonga eto ampelantanana avokoa ny vaovao sy ny fandaharam-potoana amin'izany fa raha vao misy voaray dia hapetraka eto ihany.
Raha toa koa misy ireo sampana isankarazany mikarakara fety amin'io fotoana io dia azo atao tsara ny manoratra aty aminay.
webmaster@malagasy.it

Takelaka