All news

408. Fanasana amin'ny Noely malagasy.

Ny Fiangonana protestanta sy katolika eto Roma dia faly manasa ny rehetra hiara-hankalaza ny Noely malagasy amin'ny alahady 21 desambra 2008 amin'ny 3 ora sy sasany tolakandro eny amin'ny piazza Santa Maria alle Fornaci, 30. More>>

407. Mompera Pedro notolorana ny mari-pankasitrahana Van Thuan 2008.

Nandritra ny fankalazana ny faha-60 taonan'ny Fanambaràna ny Zon'Olombelona teny amin'ny Vatican no nandraisan'i mompera Pedro ny mari-pankasitrahana "Cardinal Van Thuan 2008, Solidarité et Développement". More>>

406. Fisaorana avy amin'ny fianakavian'Itompokolahy Rajaonarivelo.

Mampitondra izao hafatra izao amin'ny alalan'ny Paroasy ny fianankaviana RAJAONARIVELO tao aorian'ny nahalasana an'i Ray malalany RAJAONARIVELO Solofo Andriamanarefy. More>>

405. Filazana manjo.

Amin'alahelo lebibe no hilazana amintsika fa nantsoin'i Rainy hody any aminy Tompokolahy RAJAONARIVELO Solofo Andriamanarefo rehefa nivahiny 59 taona teto an-tany. More>>

404. Tatitra sy fisaorana avy amin'ny fikambanana Tetezana Onlus.

Ny Fikambanana Tetezana Onlus dia manohy hatrany ny asa sosialy natombony any Madagasikara amin’ny alalan’ireo tetikasa madinika amin’ny toerana maromaro. More>>

403. Kabary nataon'ny ambasadaoro teny amin'ny foiben'ny masoivoho ny 17 oktobra teo.

Voalohany indrindra dia misaotra anareo aho tonga amin’izao takariva izao, tsy nisalasala namaly ny fanasana na dia efa antomotra aza ny fotoana. More>>

402. Andriamatoa Razafy-Andriamihaingo teny amin'ny Filoha Napoletano.

Tontosa omaly teny amin'ny Quirinale ny fanoloran'Andriamatoa Razafy-Andriamihaingo ny taratasy manendry azy ho Lehiben'ny masoivoho malagasy eto Italia. More>>

401. Fihaonamben'ny Paroasy katolika Victoire Rasoamanarivo.

Hafaliana ho an'ny mpiandraikitra ny Paroasy ny manasa ny ankohonana katolika hifanotrona amin'ny fanokafana ny taona pastoraly amin'ny alahady 12 oktobra 2008 amin'ny 11 ora maraina eny amin'ny Bazilikan'i Md Giovanni Bosco, via dei Salesiani, 7 More>>

400. Fianarana maimaim-poana atolotry ny CEIS.

Sokajim-pianarana samihafa ho an'ny daholobe, tsisy fetran-taona, atolotry ny Centro Italiana di Solidarietà : via Ambrosini 129. More>>

399. Fihaonan'ny Malagasy ao Alemaina sy ny manodidina.

Anatin’ny fanatanterahana ny MAP, dia voninahitra ho an’ny Masoivohon’ny Repoblikan’i Madagasikara ao Alemaina ny manasa ny Malagasy monina ao sy amin'ny firenena manodidina hanatrika fihaonana amin'ny 10 sy 11 oktobra 2008. More>>

398. Taona pastoraly vaovao ho an'ny paroasy katolika eto Roma.

Ny taona pastoraly 2008-2009 dia santarina amin'ny lamesa amin'ny alahady 14 septambra 2008 amin'ny 10 ora sy sasany maraina ao amin'ny via del seminario 120. More>>

397. Antso ho fanampiana ny ASCO Hand ball any Toliara.

Comme chaque année, ASCO Hand ball de Toliara disputent le championnat à Antananarivo, et comme le budget alloué à nos différents clubs n’est pas à jour, ASCO doit se débrouiller pour subvenir à ses besoins (déplacements, hébergement et restaurations). More>>

396. Fanasana voady farany

Ny fikambanan-dry Masera Md. Joany Baptista dia manasa antsika rehetra amin'ny Voady Mandrakizay ataon'ireo masera : Sr. Clarisse Sophie Rasoarilalao Sr. Claudine Rasoanjanahary Sr. Felicia Liva Tiandraza… More>>

395. Fanasana fikoranana.

Faly manasa antsika Malagasy eto Roma sy ny manodidina, hikorana sy hitotorebika amin'ny zoma 15 aogositra 2008 manomboka amin'ny 9 ora alina ao amin'ny "Centro Baobab", via Cupa 5 (mifanapaka via Tiburtina). More>>

394. Mme Hanitra Andrianasolo - Première Conseillère

Dia heno izao fa hanomboka hiasa ny mpanolotsaina voalohany ao amin'ny masoivohom-pirenena Malagasy eto Italia Mme Hanitra Andrianasolo. Izy dia Procureur de la République du tribunal de première… More>>

393. Voady voalohan'i Sr. Meltine sy Sr. Anna Brigitte

Dia tontosa tsara antsakany sy andavany ny voady voalohany nataon'i Sr. Meltine sy Sr. Anna Brigitte tao amin'ny Fiangonan'i SANTI URBANO e LORENZO tao Prima Porta ny alarobia 16 jolay teo. Masera malagasy… More>>

392. Fahatsiarovana an'i Mompera Dario Asti s.j.

Ny alarobia 16 jolay izao no hatao ao amin'ny Fiangonan'ny Madonna del Carmelo ao Fontanaluccia ny fahatsiarovana an'i Mompera Dario Asti, Zezoita. Izy dia Missionera Italiana niasa maharitra tany Madagasikara,… More>>

391. FISAORANA SY FANKASITRAHANA.

Vaovao mahafaly ho an'ireo Samaritana tsara fanahy nandray anjara tamin'ny fanampiana ilay zaza nanana takaitra hatrany an-kibon-dreniny tany Mahajanga. More>>

390. Fanasana voadin-drelijiozy.

Voady ataon'i Masera Meltine RAZANAMAHASOA sy Anna Brigitte RAFARAMANANA amin'ny alarobia 16 jolay amin'ny 6 ora sy sasany hariva ao Paroasy "SANTI URBANO e LORENZO” - PRIMA PORTA (Roma) More>>

389. Fitsidihan'ny Ambasadaoro tany Firenze.

Nandritra ny fitsidihana nataon'ny Lehiben'ny masoivoho malagasy tany Firenze no nihaonany tamin'ny Filohan'ny mpanolontsainam-paritra, Massimo Mattei, sy ny ho Consul Honoraire ho an'i Toscana, Antonio Lacroce. More>>
First  < 3 4 5 6 7 >  Last