Eto ianao : fandraisana > News

Ny lahatsoratra rehetra

1. Lamesa fankalazana ny fanandratana an' Frera Rafiringa ho Olontsambatra.

Ho fisaorana ny Tompo amin'ny fanandratana an' i Frera Raphaël Rafiringa ho Olontsambatra dia hisy sorona masina lehibe amin'ny 14 jiona 2009 izay hanasana antsika Malagasy rehetra eto Italia. More>>

0. Alahady 17 mai nankalazana ny Festa dei Popoli.

Teny amin'ny "piazza San Giovanni in Laterano" indray no nifamotoana omaly alahady 17 mey ny mpianakavy avy amin'ny vazantany efatra nandritra ny fankalazana ny "Festa dei Popoli 2009". More>>

-1. Fanasana voady mandrakizay

Ny Fikambanandr'i Masera "Servantes de la Visitation" dia faly manasa antsika hiara-hiombom-bavaka aminy mandritra ny voady mandrakizay ataon'ny masera malagasy roa ny sabotsy 30 Mai amin'ny 10 ora maraina. More>>

-2. Hatsangana ho Olontsambatra i Frera Raphael-Louis Rafiringa.

Vaovao mahafaly ho an'ny Fiangonana katolika malagasy ny hananganana ho Olontsambatra amin'ny alahady 7 jiona izao an'i Frera Raphaël-Louis Rafiringa. More>>

-3. Festa del Popolo eny amin'ny Piazza San Giovanni.

Hotontosaina amin'ny tontolo andron'ny alahady 17 mey izao ny fankalazana ny Festa del Popolo izay handraisantsika malagasy anjara efa telo taona nifanesy izay. More>>

-4. Fanasana fanosorana ho Diakra.

Ny fikambanan-drelijiozy "Oblati di Maria Immacolata" dia manasa antsika amin'ny asabotsy 9 mai 2009 amin'ny 4 ora tolakandro eny amin'ny via Aurelia 290. More>>

-5. Takariva atokana ho an'i Madagasikara.

Takarivan'ny 9 mey 2009 karakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus hiresahana sy hampahafantarana an'i Madagasikara ary hanohanana ny tetikasa "Mamiko" tanterahiny any Djangoa/Ambanja. More>>

-6. 5 x mille

Ny "TETEZANA ONLUS" dia isan'ireo Fikambanana izay afaka mandray ny 5 x mille,zavatra 2 no ilaina amin'izany: sonianao sy codice fiscali Tetezana 97427700584 More>>

-7. Fanasana fanosorona ho Diakra.

Ny Fianakaviamben'ny Fikambanan'i Jesoa dia faly manasa antsika mianakavy hanotrona ny fanosorona ho Diakra an'ireo frera malagasy mirahalahy. More>>

-8. Fiaraha-mivavaka 29 Marsa

Manasa ny malagasy amin'ny fiaraha-mivavaka ho fangatahampitahiana ho an'ny tanindrazana ny alahady 29 Marsa 2009 amin'ny 4 ora tolakandro ao amin'ny fiangonana Valdese Via VI Novembre. More>>

-9. Faraveloma ho an'i Kamba kely

Lasa namonjy ireo anjely kely marobe toa azy i Kamba kely omaly alakamisy 19 martsa. Fiadanana ho an'ny fanahiny. More>>

-10. Fanganonana fitaovana elektrika na elktronika tsy miasa intsony

Amin'ny asabotsy 14 febroary ho avy izao, amin'ny 10 ora maraina hatramin'ny 6 ora hariva manoloana ny Bazilikan'i San Giovanni in Laterano. More>>

-11. Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ho an'ny tanindrazana.

Ny alahady 1 febroary 2009 amin'ny 11 ora dia hisy fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay hanasan'andriamatoa Lehiben'ny masoivohon'i Madagasikara eto Italia ao amin'ny Chapelle San Macuto, via del Seminario 120. More>>

-12. Antso avo : Hiombom-bavaka.

Manao antso avo ho antsika Malagasy rehetra eto Roma ary Italia mba hiaraka hivavaka ho an'ny Tanindrazana sy ny Vahoaka Malagasy ny alakamisy 29 janoary amin'ny 6 ora sy sasany hariva ao amin'ny Fiangonana san Macuto. More>>

-13. Carnaval sady fanaovana asa-soa.

Ny Fikambanana Gialuma Onlus dia mikarakara Carnaval izay hanasana antsika rehetra ny 21 febroary 2009 amin'ny 8 ora sy sasany alina eny Ariccia, Palazzo Chigi (Sala Maestra). More>>

-14. Vaovao mahafaly ho an'ny Eglizy katolika malagasy.

Ao amin'ny Circulaire-n'dry Frères des Ecoles Chrétiennes moa dia milaza ny Frera Jeneraly fa hatao any Madagasikara ny fananganana ho Olontsambatra an'i Frera Raphael Louis Rafiringa More>>

-15. Fihaonana nifampiarahabana tratry ny taona.

Vory lanona ny Malagasy omaly alahady 18 janoary 2009 nifampiarahaba nahatratra soa ity taona ity. More>>

-16. Antso avy amin'ny aumonerie katolika.

Araka ny sata mifehy ny EKAR dia entanina handray anjara mavitrika araka ny fanomezam-pahasoavana ananany ao amin'ny Fiangonana na Ankohonana na Paroasy misy azy ny olona tsirairay. More>>

-17. Vaovaon'ny fikambanan'ny Pretra sy FreraTrinitera any Madagasikara.

Nanomboka omaly 12 Janoary 2009 ny Chapitre Provincial an'ny Fikambanan'ny Pretra sy Frera Trinitera any Madagasikara, ka hifarana ny 17 janoary 2009 ho avy izao. More>>

-18. Fifampiarahabana tratry ny taona 2009.

Ilazana isika Malagasy rehetra, fa ny fihaonana HIFAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA 2009 dia ny alahady 18 Janoary 2009 eny amin'ny Masera Piccole serve del Sacro Cuore, Via ADRIANO BALBI, 15. More>>
Voalohany  < 30 31 32