All news

448. Fankalazana ny fetim-pirenena : Fanasana avy amin'ny ambasady

Tanindrazana - Fahafahana – Fandrosoana Ambassade de Madagascar  à Rome   Via R. Zandonai 84/A - 00194 Rome Italie    FANASANA         … More>>

447. Takarivam-pikoranana karakarain'ny Tetezana Onlus

Ny Fikambanana Tetezana Onlus dia faly manasa ny rehetra amin'ilay takariva karakarain'izy ireo ny sabotsy 12 juin 2010 eny amin'ny Casa del Popolo, via Bordoni 50 (Tor Pignatara). Ny vola azo amin'izany… More>>

446. Festa del gruppo Fraternita Malgascia

La Fraternità Malagasy è lieto di invitarvi a partecipare alla festa del 22 Maggio 2010 Selva Nera/Casalotti, in via Grabriella degli Esposti, 93 con lo scopo di raccogliere il fondo per… More>>

445. Fetim-pirenena any Milan

Mampilaza ny malagasy rehetra izahay fa ny faha-50 taonan'ny Fahaleovantenan'ny MADAGASIKARA dia hankalazaina ao CRAZY DANCE LISSONE via monza 7 (Milan) izany fetim-pirenena izany, manomboka… More>>

444. Festa dei Popoli, andiany faha-19

Tonga amin'ny andiany faha-19 izao ny "Festa dei Popoli" izay nomena ny lohahevitra hoe "Roma, una tenda per l'incontro". Efa efa-taona izao no nandraisan'i Madagasikara anjara amin'izany amin'ny alalan'ny… More>>

443. Filazana manjo.

Mamangy anareo ao amin'ny Tompo! Ho aminareo anie ny Fiadanany!Ampandrenesina isika Malagasy sy namana ary havana rehetra ao amin'ny Tompo eto Italia fa nodimandry halina teto Roma, teo am-pandidiana… More>>

442. Fanasana amin'ny fanosorana ho diakra.

Ny Fikambanan'i Jesoa sy ny "Collegio Internazionale del Gesù" ary ny "Collegio San Roberto Bellarmino", dia faly manasa ny rehetra hanotrona ny fanosorana ho Diakra an'i: Francesco Citarda (Italia)… More>>

441. Tatitry ny Fihaonana momba ny Malagasy monina eto Italia.

Noho ny fanentanan’ny Dossier Statistico Immigrazione Caritas/Migrantes  niaraka tamin’ny Provincia di Roma, Camera di Commercio di Roma, ireo fikambanana  “Fraternità… More>>

440. Niombom-bavaka tamin'ny Katolika Malagasy ny teto Italia

Ny alakamisy 14 janoary teo dia niombom-bavaka tamin'ny Katolika Malagasy any Madagasikara koa ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo teto Roma nandritra ny lamesa fangataham-pitahiana ho an'i Kardinaly Razafindratandra… More>>

439. 28 Janoary 2010 Andron'ny Malagasy eto Italia (Fiovana kely)

  Natokan'ny Provincia di Roma ho an'ny Malagasy sy i Madagasikara ny andron'ny 28 janoary 2010 hihaonany aminy ao anatin'ny sehatry ny "Giornate Interculturali della Provincia di Roma".   Adidy… More>>

438. Noelin'ny ankizy malagasy eto Roma.

Ho aminareo sy ho herinareo anie ny fahasoavan’ny Tompo! Asaina isika Malagasy rehetra tsy an-kanavaka mba ho tonga hiara-mankalaza ny Noelin’ny Ankizy Malagasy 2009, izay hatao ao amin’ny… More>>

437. Fisaorana avy amin'i P. Donatien Rasolomahafaly

Mankasitraka sy mankatelina an'ireo rehetra nivavaka sy tonga nanotrona mivantana tamin'ny fanohanana ny fikarohana natao. Isaorana an'Andriamanitra fa tsy dia nanahirana be araka ny nanahiana azy. Manao… More>>

436. Fankalazana teto Roma ny nanandratana ho Olontsambatra an'i Frera Rafiringa.

Niara-niombom-bavaka sy niombon-kafaliana ireo Malagasy sy ireo kristiana maro ny alahady 14 jiona lasa teo izay nankalazana teto Roma ny fanandratana ho Olontsambatra an'i Frera Louis Rafiringa. More>>

435. Fialan-tsasatra karakarain'ny Paroasy katolika eto Roma.

Hisy fiarahana miala sasatra karakarain'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo eto Roma izay hatao ny 16 ka hatramin'ny 22 aogositra ho avy izao any Valle d'Aosta. More>>

434. Lamesa fankalazana ny fanandratana an' Frera Rafiringa ho Olontsambatra.

Ho fisaorana ny Tompo amin'ny fanandratana an' i Frera Raphaël Rafiringa ho Olontsambatra dia hisy sorona masina lehibe amin'ny 14 jiona 2009 izay hanasana antsika Malagasy rehetra eto Italia. More>>

433. Alahady 17 mai nankalazana ny Festa dei Popoli.

Teny amin'ny "piazza San Giovanni in Laterano" indray no nifamotoana omaly alahady 17 mey ny mpianakavy avy amin'ny vazantany efatra nandritra ny fankalazana ny "Festa dei Popoli 2009". More>>

432. Fanasana voady mandrakizay

Ny Fikambanandr'i Masera "Servantes de la Visitation" dia faly manasa antsika hiara-hiombom-bavaka aminy mandritra ny voady mandrakizay ataon'ny masera malagasy roa ny sabotsy 30 Mai amin'ny 10 ora maraina. More>>

431. Hatsangana ho Olontsambatra i Frera Raphael-Louis Rafiringa.

Vaovao mahafaly ho an'ny Fiangonana katolika malagasy ny hananganana ho Olontsambatra amin'ny alahady 7 jiona izao an'i Frera Raphaël-Louis Rafiringa. More>>

430. Festa del Popolo eny amin'ny Piazza San Giovanni.

Hotontosaina amin'ny tontolo andron'ny alahady 17 mey izao ny fankalazana ny Festa del Popolo izay handraisantsika malagasy anjara efa telo taona nifanesy izay. More>>

429. Fanasana fanosorana ho Diakra.

Ny fikambanan-drelijiozy "Oblati di Maria Immacolata" dia manasa antsika amin'ny asabotsy 9 mai 2009 amin'ny 4 ora tolakandro eny amin'ny via Aurelia 290. More>>
 < 1 2 3 4 5 >  Last