All news

488. Fifampiarahabana tratry ny 2012 eto Roma.

Ny Komitin' ny FFKM eto Roma dia faly mampandre antsika malagasy rehetra fa ny " FIFAMPIARABANA "  izay fanaontsika isan-taona dia hotanterahina ny ALAHADY 22 JANOARY hoavy izao. Ny toerana dia:… More>>

487. Fanamboarana pasipaoro vaovao atao eto Roma ny 8 sy 9 janoary 2012

Ny mpiandraikitra ao amin'ny Masoivohom-pirenena malagasy eto Roma dia mampilaza fa amin'ny ALAHADY 8 JANOARY sy ALATSINAINY 9 JANOARY 2012 ho avy izao dia andro natokana hanamboaran'ireo teratany malagasy… More>>

486. Fetin'ny faran'ny taona any Napoli.

Am-pifaliana no hanasana anareo amin'ny korana hanaovana veloma ny taona 2011 hiarahan'ny fianakaviana rehetra sy ny havana aman-tsakaiza eto Napoli ny alin'ny sabotsy 31 desambra 2011 ka hatramin'ny… More>>

485. Roma : Una casa per tutte le genti

Ny "Opera Romana Pellegrinaggi", ny "Ufficio per la Pastorale delle migrazioni del Vicariato di Roma" ary ny "Acli" dia manokana tolakandro iray ho an'ireo "Comunità straniere" eto Roma izay mba… More>>

484. Réveillon 2011 karakarain'ny Fikambanana Zanak'i Gasikara

Ny Fikambanan’ny ZANAK'I GASIKARA eto Roma dia faly manasa antsika rehetra ny 31 desambra 2011, hiaraka hamarana ny taona 2011 sy hitsena ny Taona vaovao 2012.Izany dia hatao ao amin'ny Restaurant… More>>

483. Terra madre Day 2011 any Torino

Nell'ambito della celebrazione del TERRA MADRE DAY 2011, una manifestazione si terrà presso il Museo Regionale di Scienze Naturali di Torino, il sabato 10 dicembre 2011,   Il pomeriggio avrà… More>>

482. L'albero e la Strega, iarahana amin'i Gek Tessaro

TETEZANA ONLUS – Un ponte tra Italia e Madagascar ha il piacere di invitare, grandi e piccoli, a tuffarsi nella magia del libro:   L’ALBERO E LA STREGA di e con Gek Tessaro   giovedì… More>>

481. Hetsika ho an'i Bemaneviky karakarain'iny KaMeMa

Am-pifaliana no hanasan'ny tarika artistika "Kanto sy Mevan'i Madagasikara" (Ka.Me.Ma) antsika rehetra hiara-hientana amin'ilay koranam-pirahalahiana karakarain'izy ireo ny alahady 27 novambra 2011 ho… More>>

480. Takarivan'ny Fikambanana Tetezana Onlus

Manasa antsika rehetra  hanao soroka miara-milanja sy tongotra hiara-mamindra amin'ny Fikambanana Tetezana Onlus ny sabotsy 10 septambra ho avy izao eny amin'ny Centro Baobab, via Cupa 5, (Tiburtina,… More>>

479. Asaramanitra 2011 eto Roma,

Indroa miantoana  ny fankalazana ny Fetim-pirenentsika eto Roma amin'ny alahady 26 jiona 2011 ho avy izao :   Ny maraina amin'ny 11 ora sy fahefany no hanasana sy hiantsoan'ny KOMITIN'NY FFKM… More>>

478. Andron'i Madagasikara any Torino - Giornata del Madagascar a Torino

Am-pifaliana tokoa no hanasan'ny Fikambanana Malagasy Miray (MA.MI) antsika Malagasy manontolo hanatrika ny Andro natokana ho an'i Madagasikara ao amin'ny Museo Regionale di Scienze Naturali, via Giolitti… More>>

477. Sao mahaliana anao : consulenza per polizza vita.

Ampahafantarina ny rehetra izay mety ho liana ka mila fanazavana sy dinidinika ary torohevitra momba ny Polizza Vita, fa misy tompon'andraikitra roalahy, Alessandro Ierman sy Pascal Ramanananjara, avy… More>>

476. Fetim-pirenena any Milan

    ASSOCIAZIONE “Gasy Tsy Manavaka – G.T.M. -” Codice fiscale: 94563700015    -------------------------------   FESTA DELL’INDIPENDENZA DEL MADAGASCAR… More>>

475. Filazana manjo : nodimandry i Sr. Florine Razanamiandrisoa

Amin'ny Finoana sy Fanantenana amin'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Rahavavinay Sr. Florine Razanamiandrisoa dia nodimandry androany 27 mai 2011 tamin'ny ora 11.45.… More>>

474. Valandresaka hifanaovana amin'i Père Pedro.

Ny Fikambanana "Amici di Padre Pedro" dia manasa antsika hanatrika ny valandresaka mitondra ny lohahevitra "Italia - Africa, la povertà si vince insieme" izay hifanaovana amin'' i Père Pedro… More>>

473. Fandaharampotoan'ny Mondialido 2011

Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy androany ny Mondialido 2011, andiany faha-XIII izay handraisan'i Madagasikara anjara. Nahafinaritra ny fizotrany ka misaotra ny rehetra afaka nanatrika izany. Misaotra… More>>

472. Mondialido, andiany faha13

Amin'ny sabotsy 21 mey ho avy izao ny kiririoka voalohany hanombohana ny Mondialido 2011, andiany faha-XIII, hiadiana ny "Amboaran'ny Filohan'ny Repoblika" Tsy eny Ostia toy ny mahazatra no hanaovana… More>>

471. Hetsiky ny Fikambanana MAlagasy MIray ao Torino

More>>

470. Fankalazana ny andron'ny 29 martsa.

Ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina Malagasy eto Italia dia faly mampandre sy manasa antsika Malagasy rehetra eto Italia fa ny fankalazana ny andron'ny 29 mars 1947 dia hotanterahina ny Alahady 27… More>>

469. Takarivam-pikoranana (Fikambanana GTM any Torino)

Mifampilazà dia tongava maro. More>>
 1 2 3 >  Last