Vaovao

Vaovao

Lamesa sy Fihaonana 24-sept-06

Dia faly miarahaba antsika mianakavy indray, no sady mampahatsiaro ny
fihaonana amin'ny Alahady hoavy izao, 24-09-06, izay hatao any
amin-dry "Soeurs Filles de la Sagesse, Via dei Casali di Torrevecchia
16, 00168 Roma" (toerana nihaonantsika voalohany tamin'ny taon-dasa
io). Manomboka amin'ny 10 ora ny Lamesa; tsy hisy fiaraha-misakafo fa
rehefa vita ny fiaraha-mivavaka dia samy mody.

Lire

Fisaorana avy amin'i Frera Modeste Rabemanantsoa

I Frera Modeste Rabemanantsoa dia mampita ny fisaorana eram-po eran-tsaina amin'ireo rehetra tonga nanotrona sy ireo izay nitondra am-bavaka azy tamin'ny fanamasinana azy ho diakra ny 8 desambra 2007 teo tany Reggio Calabria.

I Frera Modeste Rabemanantsoa dia mampita ny fisaorana eram-po eran-tsaina amin'ireo rehetra tonga nanotrona azy sy ireo izay nitondra am-bavaka tamin'ny fanamasinana azy ho diakra ny 8 desambra 2007 lasa teo tany Reggio Calabria.

Fandraisan'i Mgr. Odon Razanakolona ny Pallium

Anisan'ireo Eveka izay nandray ny Pallium http://fr.wikipedia.org/wiki/Pallium ny Arservekan'Antananarivo Mgr. Odon Marie Arsène Razanakolona ny alakamisy 29 jiona 2006 lasa teo. Fety fankalazana ny Apostoly Paoly sy Piera io andro ary andro natao tsy hiasana eto Roma. Maro noho izany ny Malagasy teto Roma sy ny manodidina no afaka nanatrika izany lanonana izany. Tonga nanotrona avy any an-tanindrazana koa ny Kardinaly Armand Gaetan Razafindratandra izay Arsevekan'Antananarivo teo aloha.