FANASANA HO ANTSIKA MALAGASY REHETRA.
FANASANA HO ANTSIKA MALAGASY SY NY NAMANA REHETRA.
Hiara mikorana sy milalao ny Alahady 5 Novambra 2006 manomboka amin’ny 10 ora atoandro mandram-pahariva ny andro ao amin’ny “BORGO DON BOSCO” Via Prenestina ,468. Tsy misy vidim-pidirana.
FANASANA HO ANTSIKA MALAGASY SY NY NAMANA REHETRA.