Antso ho fampiroboroboana ny aterineto any Madagasikara
Hita fa kinga amin'ny fikirakirana haitao vaovao ny Malagasy ; ao anatin'izany dia hita taratra fa ny fampiasana aterineto no fitaovana mahabe fanantenana indrindra hampandrosoana an'i Madagasikara.