Sat, 21 Jan 2012 - 23:03 By superadmin Tontosa soa aman-tsara ny fanamasinana ho diakra an'i Fr Daudet Maximilien avy ao amin'ny fikambanan-drelijiozy trinitera. Mirary soa ho azy mba hahavita be amin'ny adidy nekeny ka miandry azy ao an-tsahan'ny Tompo.