Tu sei qui

Fanamasinana ho Diakra an' i Fr Daudet

Inviato da superadmin il Sab, 21/01/2012 - 23:03

 

Tontosa soa aman-tsara ny fanamasinana ho diakra an'i Fr Daudet Maximilien avy ao amin'ny fikambanan-drelijiozy trinitera. Mirary soa  ho azy mba hahavita be amin'ny adidy nekeny ka miandry azy ao an-tsahan'ny Tompo.