You are here

Fisaorana avy amin'i Hervé Donatien mivady

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 08/01/2018 - 09:59

 

Miarahaba antsika mianakavy e !

 

Indro alefa eto ny teny fisaorana ho anareo rehetra, tsy fidin-tsy avahana, izay niombom-po sy fanahy tamin’ny fianakaviana tamin’ny nahalasan’i RATAMINJANAHARY Edmond, papako.

Tena feno ny fonay ary nahazo hery sy nitraka tokoa fa manan-kavana marobe dia ianareo rehetra izany.

 

Misaotra betsaka tompoko ary samia hotahin’Andriamanitra hahavita soa ny taona vaovao 2018.