Voady mandrakizay teny amin'ny Fikambanan-dr'i masera Md Joany Batista.

Masera malagasy 4 miarahavavy niaraka tamin'ireo rahavaviny hafa fiaviana no nanao ny voady mandrakizay ny talata 8 septambra teo, izay andro fankalazana ny  nahaterahan'i Maria ihany koa.

Misaotra ireo rehetra tonga nanotrona azy efatra mirahavavy tamin'izany.

Ny sary vitsivitsy nandritra ny fikoranana no vao tafiditra ireto aloha eo ampiandrasana ny hampitan'izy ireo ireo sary nalaina nandritra ny sorona masina.

(misaotra an'i Sr Celestine nampita sary maromaro)

 

052 053 054 055 056 057 060 064 067 069 070 071 072 078 079 089 097 099 106 109 110 111 114 115 118 119 125 126 127 129 134 147 150 153 154 155 156 161 168 171 173 180 183 185 186 187 191 211 212 213 242 246 257 259 262 263 264 265 267 268 269 270 273 274 280 288 290 294 295 301 314 319 324 325 P9086533 P9086536 P9086537 P9086539 P9086540 P9086541 P9086542 P9086543 P9086544 P9086546 P9086547 P9086548 P9086549 P9086550 P9086551 P9086552 P9086553 P9086554 P9086555 P9086556 P9086557 P9086559 P9086560 P9086562 P9086563 P9086565 P9086566