You are here

Voady voalohany nataon'izy 6 mirahavavy ao amin'ny fikambanandr'i Masera Md Joany Baptista.

Nampidirin'i Rondro ny Sun, 08/09/2019 - 08:45

 

Mandray tanàna azy 6 mirahavavy ao amin'ny Fikambanandr'i masera Md Joany Batista amin'izao dingana voalohany vita izao. Mitozoa hatramin'ny farany ary mahavità be ao anaty Sahan'ny Tompo.