Nahatontosa ny voady farany ny asabotsy 21 novambra lasa teo i Sr Léonie Razanatsimo sy Sr Marie Blandine Soafeno ao amin'ny Fikambanan-dri Masera "Hospitalières" etsy amin'ny via Latina.