You are here

Voady farany nataon'ny masera Léonie sy Blandine.

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 22/11/2009 - 01:28

 

Nahatontosa ny voady farany ny asabotsy 21 novambra lasa teo i Sr Léonie Razanatsimo sy Sr Marie Blandine Soafeno ao amin'ny Fikambanan-dri Masera "Hospitalières" etsy amin'ny via Latina. Mahareta sy mahereza hatrany ao an-tanimboly ao ry izy mirahavavy.