Tahirintsary
Ireo sary rehetra nalaina hatramin'izay dia ezahana hapetraka eto tsikelikely.
Raha misy manana sary dia raisina an-tanandroa. Azo alefa amin'ny adiresy contact@malagasy.it
Raha misy manana fitarainana na fangatahana momba ny sary dia afaka mandefa hafatra ho anay contact@malagasy.it
2012
2011
- Lamesan'ny Noely sy fifampiarahabana.
- Lamesan'ny Noely sy fifampiarahabana.
- Tutti per Bemaneviky - Fiaraha-mirona ho an'i Bemaneviky
- Rinja sy Mamisoa nohamasinina ho diakra
- Fiondrehana teo amin'ny fasan'i mompera Paul Louis
- Ny Ankohonana Rasoamanarivo nifaly teny Cesano
- Alahadin'ny Ankohonana teny Cesano.
- Fetin'i Victoire Rasoamanarivo teto Roma
- I libri fanno anche Tetezana
- Fanolorantena mandrakizay natao teny amin'ny Trinitera
- Lalao karatra sy fialamboly tao amin'ny foiben'ny masoivoho.
- Roma III, Fihaonan'ny namana ao amin'ny serasera.org
- Nandalo teto Roma ny Raiamandreny avy any Dakar.
- Progetto Biblioteca dell'Associazione Tetezana Onlus
- Horonantsary tamin'ilay Giornata del Madagascar tany Torino.
- 26 juin 2011 - Teny amin'ny Ambassade
- Soutenance de Thèse de Doctorat an'i Père Abdon Rafidison
- Tafatafa tamin'i Père Pedro nandritra ny fandalovany.
- Fanaovana veloma farany an'i Sr Florine.
- Fanaovam-beloma farany an'i Sr Florine
- Mondialido 2011, andiany faha13
- Famangian'i Mgr Roger Victor teto Roma.
- Frera Lalatina nohosorana ho diakra
- Voahosotra ho diakra i Fr Lalatina
- Fitsangatsanganana ny alatsinain'ny Paka
- Fitsangatsanganana ny alatsinain'ny Paka
- Tamin'ny Fanosorana ho Diakra an'i Fr Judicael
- Fr Judicael nohosorana ho diakra
- Taombaovao 2011 an'ny Ankohonana katolika ao Naples
- Taombaovao 2011 tany Naples
- Korana nandraisana ny taona 2011
- Fifampiarahabana tratry ny taona 2011
- Fiaraha-miala hetaheta nandraisana ny taona vaovao
2010
- Voady voalohany nataon'i Sr Alphonsine sy Sr Marie.
- Lamesa ho an'i Soeur Adeline
- Ny Ankohonana any Naples
- Fetin'ny Ankohonana
- Voady farany nataon'i Sr Julienne.
- Voady farany nataon'i Sr Julienne.
- Fetin'ny Olontsambatra Victoire Rasoamanarivo
- Fanaovam-beloma farany an'i Nivo
- Veloma ary mandria ampiadanana Nivo
- Cantiamo per il Madagascar
- Faha-8 taona niorenan'ny Fraternità malgascia.
- Fitsidihan'i Mgr Ernesto Mandara ao amin'ny Ankohonana.
- Fandraisan'i Mgr Tsarahazana ny Pallium.
- Fandraisan'i Mgr Tsarahazana ny Pallium.
- fety fankalazana ny faha-50 taonan'ny fahaleovantena.
- Fanokafana ny fankalazana ny fetim-pirenena.
- Ny Fikambanana marialy
- Takarivan'ny Un Sorriso Per Madagascar
- Video Girotondo attorno al mondo. I bambini del Madagascar
- Sary Mondialido 2010
- Festa Fraternità Malagasy
- Festa dei Popoli 2010
- Festa dei Popoli 2010
- Fitsangatsanganana teny Formello.
- Video misy ny lamesa fanaovam-beloma P. Roland
- Fanaovam-beloma farany an'i P Roland Hajatiana
- Takariva ho an'ny Akamasoa
- Fitsangatsanganana teny Bracciano tamin'ny alatsinain'ny Paska.
- Fanosorana ho diakra an'i Fr Jean de Dieu sy Fr Christophe
- Paka 2010
- Ny paroasy nifampiarahaba tratry ny taona 2010.
- Fifampiarahabana tratry ny taona 2010
- Fanosorana ho arseveka an'i Mgr Eugene Martin Nugent.
- Fihaonana niresahana momba ny Malagasy monina eto Italia
- Fandevenana ny kardinaly Armand Gaëtan Razafindratandra
- Alin-danonana nandraisana ny taona 2010
2009
- Voady farany nataon'ny masera Léonie sy Blandine.
- Lamesa fisaorana niaraka tamin'ireo Eveka.
- Raozery miaraka amin'i Afrika ho an'i Afrika
- Fetin'ny Olontsambatra Victoire Rasoamanarivo nankalazaina teto Roma.
- Fankalazana ny mariazin'i Rondro sy Jimmy
- Voadindry Masera N-D de Compassion
- Voady mandrakizay teny amin'ny Fikambanan-dr'i masera Md Joany Batista.
- Fitsangantsanganana faradoboka teny Bracciano
- Fialan-tsasatra tany Valle d'Aosta
- Fitsangatsanganana teny amin'ny farihin'i Bracciano
- Fankalazana ny fanambadian'i Yvonne sy Christian
- Fivavahana iraisam-pinoana ho an'ny Tanindrazana
- Fanambadian'i Francoise sy Nicolas
- Fankalazana teto Roma ny fanandratana ho Olontsambatra an'i Frera Rafiringa.
- Fandraisana Sakramenta tao amin'ny paroasy katolika.
- Ny havana avy any Paris namangy teto Roma.
- Festa dei Popoli 2009
- Fanosorana ho diakra an'i Frera Jean Rossinah sy Elysée.
- Fanosorana ho diakra an'i Frera Léonard sy Tovo Joachin.
- Paka 2009 tao amin'ny Paroasy katolika.
- Fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana hahatsiarovana ny 29 mars.
- Fametrahana ny Aumonier P. Joseph Rabenirina (22/03/2009)
- Fanosorana ho diakra an'i Frera Victor Rakotoarivo.
- Gospel ho an'i Madagasikara.
- Carnaval nokarakarain'ny Fikambanana Gialuma Onlus.
- Nandritra ny lamesa fiombonam-bavaka ho an'ny tanindrazana.
- Fifampiarahabana tratry ny taona 2009.
- Voady voalohany nataon'i masera Marie Nina.