You are here

Fifampiarahaban'ny Malagasy teto Roma tratry ny taona 2010

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 20/03/2010 - 22:37

 

Tamin'ny alahady 17 janoary 2010 no nifamotoana ny Malagasy rehetra avy tamin'ny fiangonana katolika sy protestanta eto Roma nifampiarahaba tratry ny taona vaovao 2010.