You are here

Fananganana Olomasina an'i Jacques Berthieu - lamesa alatsinainy maraina

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 22/10/2012 - 21:48

Nofaranana tamin'ny lamesa teny tamin'ny eglizin'i Saint Louis de France ity fankalazana fananganana ho olomasina an'i Jacques Berthieu ity, tamin'ny alatsinainy 22 oktobra 2012 teo.