You are here

Fananganana Olomasina an'i Jacques Berthieu - lamesa zoma hariva

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 21/10/2012 - 18:51

Ankoatra ireo sary niarahana tamin'ny rehetra avy amin'ny lafy valo, dia apetraka ato ihany koa ny sary tamin'ny fivoriana niarahana nanomana ity andro malaza iray ity

Dia manaraka eo ny sary nandritra ny lamesa hateloan'andro ka ny voalohany dia natao tao amin'ny Chiesa del Gesù teto Roma ny zoma 19 oktobra 2012.