You are here

Frera Lalatina nohosorana ho diakra

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 27/04/2011 - 18:45

 

Ny talata 26 aprily 2011 tolakandro no nohosorana ho diakra i Fr Lalatina Rasolofonantenaina. Arahabaina manokana izy noho izany ary mirary azy handroso hatrany ho tonga amin'ny dingana farany.