You are here

Fanambadian'i Francoise sy Nicolas

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 21/06/2009 - 17:22

Nangataka  taminay moa i Françoise sy Nicolas mba hametrahana eto ny
sary nalaina nandritra ny fankalazan'izy ireo ny fanambadiany tamin'ny
asabotsy 30 mey 2009 lasa teo, ho an'ireo namana sy havana ivelan'i
Roma sy ivelan'i Italia tsy mba afaka nanotrona azy ireo tamin'izany
andro lehibe izany. Noho ny tsy fiomananay dia vitsy ihany ny sary, ka
izay manana azo omena dia afaka mampita izany aty aminay. Isaorana i
Volana izay efa nanome koa ny ampahan-tsary.

Dia mirary soa azy mivady kely haharitra hatramin'ny farany.

Mariage fracnçoise et Nicolas DSC00974 DSC00975 DSC00976 DSC00977 DSC00978 DSC00979 MOV00980 DSC00981 MOV00982 DSC00987 DSC00990 DSC00991 DSC00992 DSC00994 DSC00995 DSC00996 DSC00997 DSC01000 DSC01001 DSC01002 DSC01003 DSC01004 DSC01006 DSC01007 DSC01008 DSC01010 DSC01011 DSC01012 DSC01014 DSC01016 DSC01017 DSC01024 DSC01025 tn_P5303684 tn_P5303685 tn_P5303688 tn_P5303689 tn_P5303693 tn_P5303694 tn_P5303695 tn_P5303697 tn_P5303698 tn_P5303699 tn_P5303700 tn_P5303702 tn_P5303703 tn_P5303704 tn_P5303705 tn_P5303706 tn_P5303707 tn_P5303708 tn_P5303713 tn_P5303714 tn_P5303715 tn_P5303717 tn_P5303718 tn_P5303719 tn_P5303720 tn_P5303721 tn_P5303723 tn_P5303725 tn_P5303726 tn_P5303727 tn_P5303728 tn_P5303730 DSC01026 DSC01029 DSC01030 DSC01040 tn_P5303733 tn_P5303735 tn_P5303736 tn_P5303738 tn_P5303743 tn_P5303744 tn_P5303745 tn_P5303746 tn_P5303747 tn_P5303749 tn_P5303750 tn_P5303751 tn_P5313752 tn_P5313753