You are here

Voady voalohany nataon'i Masera Meltine sy Anna Brigitte.

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 16/07/2008 - 20:55

 

Tamim-pifaliana no nanotronana azy mirahavavy ao amin'ny Fikambanan-drelijiozy "Ancelle del Signore" tamin'ny voady voalohany nataon'izy ireo ny 16 jolay 2008 lasa teo teny Prima Porta. Mirary soa  hatrany e !