You are here

Fetim-pirenena 2006 (Nampiana 27/06/2006)

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 27/06/2006 - 13:42

 

Nanomboka tamin'ny hirahira sy dihy vakodrazana tao amin'ny Ambassade ny 24 jiona hatramin'ny sasak'alina. Dia nitohy tany ivelany ho an'ny sasany mbola te hanohy.

Ny ampitso kosa dia notohizana tamin'ny lamesa sy fiaraha-misakafo sy korana indray : sary ATO.