You are here

Ho an'ny tetikasa tranomboky mandehandeha

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 16/05/2014 - 04:44

Ao anatin'ny fiaraha-miasa amin'ny Tetezana Madà, ny fikambanana Seniores ITALIA (Partner per lo Sviluppo Onlus) dia mikarakara fety fiaraha-mientana hanampiana ara-bola ny tetikasa "Ny bokiko no tokiko, arovako fa lovako".

Io tetikasa io dia mikasika indrindra ilay tranomboky mandehandeha (Bibliotèque mobile), isay mitondra boky mifindrafindra toerana mba hahafahan'ny ankizy eny amin'ny faritra mahantra mahazo ny anjarany amin'ny famakiana boky. 

Ny fotoana dia ny asabotsy 7 jiona amin'ny 4 ora tolakandro

Ao amin'ny “Villa Santa Rita” 

Via Tommaso Arcidiacono n°200 

Zona Fonte Meravigliosa/Vigna Murata

Ny fandraisana anjara dia 5 Euro.

Hafanain'ny Tarika KAMEMA

 

http://seniores-sedelazio.weebly.com/

Tel. : 06 4819540/ 06 4819541 

e-mail: info@senioresitalia.it