You are here

Giornata del Madagascar, andiany fahadimy hatao any Venezia

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 25/05/2015 - 07:17

Hotontosaina any Venezia amin'ny 12 sy 13 jiona ho avy izao ny "Giornate del Madagascar 5" - Sestier Santa Croce 1730 (VE) - ka hanasana antsika rehetra.

Marihina manokana eto ihany koa fa ny harivan'ny zoma 12 jiona dia hisy ilay sarimihetsika "Island of Lemurs, Madagascar" ao amin'ny Cinema Giorgione, Cannaregio 2612.