You are here

Fitsangatsanganana any Subiaco Lundi de Paques

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 23/03/2016 - 10:16

Araka ny nampitaina taty aminay dia mikarakara Lundi de Pâques ny fikambanana TeFi (Terak'i Fianarantsoa) ka any Subiaco no hanaovana izany izay anasàna ny malagasy rehetra eto Roma sy ny manodidina. Ny toerana dia ao akaikin'ny Fiangonana San Francesco (Via San Francesco)

Misy Bus Cotral miala eo Ponte Mammolo amin'ny 9 ora sy sasany sy amin'ny 11 ora. Ary ny fiverenana dia misy bus miala avy any Subiaco manomboka amin'ny 3 ora sy sasany. Ny frais amin'ny bus dia 3,90 Euro
Fanazavana fanampiny: Tel: 3312134989 (M. Stène)
Dia any mihaona izany