You are here

Firariantsoa nalefan'ny Mpiandraiki-draharaha ao amin'ny Masoivoho ho an'ny Malagasy eto Italia.

Nampidirin'i Rondro ny Mon, 07/01/2019 - 13:07

 

Noho izao fahatongavan'ny Taona vaovao 2019 izao, hono tompoko, dia indro ny Fiarahabana sy Firariantsoa ho an'ny  Malagasy rehetra monina eto Italia.