You are here

Fetin'ny ankohonana Katolika Victoire Rasoamanarivo 25 oktobra 2015

Nampidirin'i superadmin ny Thu, 22/10/2015 - 18:03

Faly miarahaba antsika rehetra havana indray e ! 
Indro alefa aminareo ny fanasana ho an'ny fetin'ny ankohonatsika amin'ny alahady 25 oktobra 2015 ho avy izao, araka ny efa voalaza tany am-piangonana tamin'ny alahady lasa teo.

Toerana: Via dei Crispoliti 25 (Metro B, Pietralata, paroasin'i P. Alain)

Fahatongavana amin'nby 10 ora, Lamesa amin'ny 11 ora.

Samia mitondra sakafo sy zava-pisotro. 


Ialàna tsiny ny fahataran'ny filazana an-tsoratra eto e !

Aza hadino, toy ny mahazatra ny mampita avy hatrany ny hafatra rehefa avy mamaky azy ! 
Hararaoty ny fahakingan'ny fitaovana efa misy sy ampiasaintsika isan'andro.