You are here

Fetim-pirenena 2018 ao amin'ny foiben'ny masoivoho eto Roma.

Nampidirin'i Rondro ny Mon, 14/05/2018 - 12:42

 

Ny Mpiandraiki-draharahan'ny Masoivohon'i Madagasikara sy ny Mpiara-miasa aminy dia faly manasa antsika rehetra mba ho tonga handray anjara aminy fankalazana ny fetim-pirenena izay ho atao amin'ny alahady 01 joaly 2018, manomboka aminy 4 ora tolakandro, ao amin'ny masoivoho, Via Riccardo Zandonai, 84/A, Roma.

Hantenaina sy ho raisina an-kafaliana ny fandraisan'ny tsirairay anjara amin'izany fetintsika izany, ary mankasitraka mialoha.