You are here

Fankalazana ny Fetimpirenena 2015 ao amin'ny Masoivoho eto Roma.

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 26/05/2015 - 09:22

Toy ny mahazatra dia hisy ny fankalazana ny Fetin'ny Fahaleovantena eto amin'ny Masoivohon'i Madagasikara eto Roma, via Riccardo Zandonai, 84 ny sabotsy 27 jiona 2015 manomboka amin'ny 6 ora sy sasany hariva ka hanasana antsika rehetra.

Mifampilazà !