You are here

Efa afaka alaina amin'izay ireo pasipaoro vaovao.

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 17/01/2017 - 20:50

 

 

Araka ity filazana ity izany dia vita soa aman-tsara ny pasipaoro namboarina tamin'ny volana mey koa iangaviana isika izay nanao izany mba haka ny azy eny amin'ny ambassade manomboka ny alarobia 18 janoary 2017, ary afaka miantso ny 06-89325882 izay mila fanazavana.