You are here

Insieme per il Madagascar

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 21/05/2008 - 11:52

 

Sary vitsivitsy tamin'ilay tolakandro niarahan'ny Tetezana Onlus, Gianluma Onlus, Amici di Padre Pedro ary ny Mais Onlus niresahana indrindra an'i Madagasikara ny talata 20 mey 2008, izay mitondra ny lohahevitra "Insieme per il Madagascar".