You are here

Fisaorana avy eny amin'ny masoivoho.

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 27/06/2016 - 21:07

Iny fankalazana ny fetim-pirenena iny no tontosa dia ny fiaraha-mientan'ny rehetra ka indro ny teny fisaorana avy amin'ireo tompon'andraikitra ao amin'ny masoivohon'i Madagasikara eto Roma izay eo ambany fitarihan'ny Mpiandraiki-draharaha, Ramatoa Helinoro Tianamahefa.


Ny sary rehetra dia efa ao amin'ny Tahirintsary