You are here

Fisaorana avy amin'ny Governemanta malagasy.

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 18/09/2015 - 16:41

 

Toy izao ny hafatra nampitaina taminay ka samia mandray ny tandrifiny azy.

 

"Ampitaina aminareo Malagasy am-pielezana any Italie ny Fankasitrahana avy amin'ny Governemanta malagasy noho ny hetsika izay nataonareo nandritra ny "Expo Milan 2015".  Grazie."